Mois : octobre 2024

VAOVAO TAMBATRA

Maherin’ny 100 tapitrisa dolara isan-taona ny fandaniana vokatry ny fahataran’ny tetikasa mpamo­katra herinaratra, toa an’i Sahofika izay manome 192 MW, sy Volobe mamokatra 121 MW. Mitombo ny fandaniana noho ny fiankinandoha amin’ny fanafarana solika ka miteraka fatiantoka hatrany amin’ny 355 tapitrisa dolara ho an’ny Jirama izany. Ny taona 2022, nitombo […]

tetibolam-panjakana 2025 : Sehatra telo no ho laharam-pahamehana

Mibahan-toerana ao ana­tin’ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibola ho an’ny taona 2025 (PLFI) ny sehatry ny fam­bolena, ny angovo azo havaozina ary ny fotodrafitrasa. Tanjona ny fahavitan-tena ara-tsakafo sy hamerenana an’i Madagasikara ho sompitry ny ranomasimbe Indianina, amin’ny alalan’ny fanovana sy fampiroboroboana ny fambolena. Haparitaka any amin’ny tantsaha ny volivary safiotra […]

Mila ovana

  Trangam-piarahamonina nanaitra, omaly, ny nitifiran’ ny zandary mpiana-draharaha ny lehibeny. Tongo-baki­vaky, sady maharary ilay izy no mahamenatra. Na inona na inona antony, ilay hasin’ny zandarimariam-pirenena no voahosihosy. Aiza no tsy hisy mpiara-miasa tsy hanana disadisa? Aiza no hisy lehibe tsy hibedy ny ambany fahefany? Tsy tranga maningana io fa […]

Olan’ny delestazy : hampiasaina avokoa ireo milina mpamokatra herinaratra

Tsy tokony hisy delestazy intsony manomboka amin’ny 6 ora maraina hatramin’ny 10 orana alina, hoy ny filoha, nandritra ny fitsidihana nataony teny Ambohimanambola, omaly. Hampiasaina avokoa ireo milina mpamokatra herinaratra hampihenana hatramin’ny 80% ny fahatapahan-jiro. Vahaolana ampiharina avy hatrany no nentin’ny filoham-pirenena hampihenana ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodi­dina, […]

Haintrano tao Mahajanga : nohararaotin’ny olon-dratsy nalaina ny entana

Nitrangana haintrano mahatsiravina tao Mahajanga, omaly tolakandro. Trano lehibe iray no nidonan-tsekotra ka hitan’ny fokonolona monina eo amin’ny manodidina. Tsy fantatra mazava ny anton’ny firehetana. Niezaka namoaka ireo zava-tsarobidy tao anaty trano avy hatrany ny tompon-trano sy ireo lasibatra. Navoaka teny ivelany avokoa ny entana. Nisisika niditra tao anatin’ny trano […]