Roa tapitrisa ireo rantsam-batana artifisialy nozarain’ny BMVSS manerana izao tontolo izao izay nametrahana “Camp” 110. Firenena 40 no efa nahita tombontsoa tamin’ny tetikasa. Antony maro no mety mahatonga ny mpitsabo hanaisotra ny rantsam-batana iray na roa amin’ilay marary. Toy ny areti-mifindra na mikraoba manimba ny taolana na hozatra ka tsy […]
Mois : novembre 2024
Mangarano Antsirabe : vita moderina ny EPP Vatotsara
Nasiam-panavaozana ny EPP Vatotsara ao amin’ny fokontany Mahafaliarivo, kaominina Mangarano, distrikan’ Antsirabe II, faritra Vakinankaratra. Efa tena tranainy ary nampalaina ny mpianatra na ny nianatra taminy aza teo aloha. Vita voatra izany amin’izao fotoana noho ny tolo-tanana nataon’ny Fondation Axian. Efitrano 5 hahafahan’ny mpianatra 229 mianatra no nohavaozina tanteraka ho […]
Betroka : zaza varira 2 vavy nisy naka an-keriny
Nanao antso avo ny filohan’ny fikambanan’ny olona manana toetena varira fa mbola misy hatrany ny halatra olona ary lasibatra izy ireo. Zazavavy varira roa vavy indray no nisy naka an-keriny tany Betroka, tamin’ny herinandro ambony. Enin-taona sy 12 taona izy ireo. Napetraka tao amin’ny tobim-paritra zandarimaria tao Betroka izy ireo […]
“Jaipur Foot Camp” : olona 500 hahazo rantsam-batana maimampoana
« Tsy fitaovana ara-pitsaboana fotsiny fa antoky ny fahaleovantena sy ny fahafahana ny Jaipur Foot. Varavarana manokatra lalana entina manatanteraka vina vaovao, mitarika antsika amin’ny tetikasa maharitra sy fandrosoana azo tsapain-tanana ny fanomezana avy amin’ny BMVSS » , hoy ny vadin’ny filohan’ny Repoblika, omaly, teny Andraharo. Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina any Japon, ny 15 hatramin’ny 17 novambra ho avy izao, ny andiany faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja «parkour». Manana atleta roa hisolo tena amin’izany i Madagasikara, dia Rakotoarijaona Dinah sy Ranaivomanana Serge. Tsiahivina fa miisa 100 mahery eo ny mpifanintsana amin’ity fifaninanana ity. Anisan’ireo mandray anjara […]




