Mihena hatrany amin’ny 50% ny vokatra letisia mandritra ny taom-piotazana 2024-2025 noho ny fiovaovan’ny toetr’andro. Niroso aloha loatra ny taom-piotazana raha oharina ny tamin’ny taon-dasa. Vokany, tsy maintsy hiakatra ny vidim-bokatra eny an-tsena manoloana ny zava-misy. Manodidina ny 18 000 taonina ny vokatra haondrantsika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena ary samy efa […]
Mois : novembre 2024
Lalana Taolagnaro-Ambilobe : efa hita ny 50% ny vola hanaovana ny « Route du soleil »
Fandaharanasa goavana vinavinain’ny fitondram-panjakana ny lalana vita godirao, « La Route du Soleil ». Miainga any Ambovombe, manaraka ny morontsiraka atsinanana ary mipaka any Ambilobe. Maherin’ny 2 000 km ny halavan’ny lalana atao godirao « Route du Soleil ». Nambaran’ny filoha Rajoelina Andry, nandritra ny tafatafa nataony tao amin’ny televizionam-panjakana, ny alahady alina teo, fa […]
TARATRY ny KANTO
“Tsiahy an’i Elie Rajaonarison”. Hotontosaina anio ilay velakevitra iarahana amin’ny Faribolana Sandratra, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Hitarika izany Ranoe, anisan’ireo indray nihira sady mpiray faribolana tamin’i Elie Rajaonarison. Maromaro ny azo resahana momba ity poeta, mpamoron-kira, akademisianina izay nametraka ny anarany teo amin’ny tontolon’ny […]
Famelomana ny kalon’ny fahiny: mampita fanilo hatrany ny tarika M’iray kalo
Oktobra 2022, teraka ny tarika M’iray Kalo, ivondronan’ireo tanora 15 miandahy tia sy manam-piniavana hanome aina sy hamelona ireo hira teatraly tranainy na ny kalon’ny fahiny. Nomarihan’i Dimby, mpikambana ao amin’ny tarika M’iray kalo fa « tsy voatery ireo efa nahazo taona ihany no afaka miangaly sy mankafy ny kalon’ny fahiny ». Na […]
Talenta vao amin’ny literatiora : hisy fifaninanana manerana an’i Afrika
“Milles Espoirs Africains”. Izay no anaran’ilay fifaninanana literatiora amin’ny teny frantsay, natao hamohazana ireo talenta miafinafina na mbola matory any. Midika ny anarana fa fara fahakeliny misy mpanoratra arivo isa manerana an’i Afrika, mety voakasik’ity fifaninanana ity. Antenaina fa maro amin’ireo ny avy eto Madagasikara, araka ny fampahafantarana nataon’ny solontenan’ny […]




