Mihamafy hatrany ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa eo amin’i Angola sy i Madagasikara, indrindra taorian’ny fitsidihana ara-panjakana nataon’ny filoha tany Angola tamin’ny aogositra lasa teo. Fantatra izany tamin’ny nanoloran’ny ambasadaoron’i Angola, Sem Rui Orlando Ferreira De Ceita Da Silva Xavier, hisahana an’i Madagasikara ary honina sy hiasa atsy Afrika Atsimo, […]
Mois : novembre 2024
Andrianjava Serge: « Misy ambadika ny fanaovana politika hoe tsy miankina »
Mihamahazo vahana ny hoe tsy miankina amin’ny fanaovana politika amin’ny fiatrehana fifidianana, ohatra. Nahoana? Maneho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina izay mpikamban’ny vaomieran’ny fanorenana ifotony teo anivon’ny Conseil du fampihavanana malagasy (CFM) teo aloha, Andrianjava Serge. Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny antoko politika mihavery hasina amin’ny fifidianana? Andrianjava Serge […]
TARATRY ny KANTO
« Tsiahy Elie Rajaonarison ». Hiompana amin’izay indray ny velakevitra hatao ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy manaraka eo, ny alarobia 13 novambra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Hitarika izany Rakotomavo Tsiky, mpanoratra sy mpikaroka, sy Ranoë, mpampianatra, mpanoratra, poeta ary mpikambana ao amin’ny Faribolana Sandratra. Tafiditra hatrany anatin’ny fanamarihana ny […]
Lova Nantenaina : maneho ny horonantsariny ao Frantsa
Ao anaty fitetezam-paritra ao Frantsa ny horonantsary “Sitabaomba, chez les zebus francophones”, an’i Lova Nantenaina, amin’izao fotoana izao. Anisan’ izany ilay notanterahina omaly tao amin’ny Espace Saint Michel Paris, nandefasana ny horonantsary sy nanatanterahana tafa niarahana tamin’ity mpanatontosa ity. Tao anatin’izany no namelabelarany ny hafatra tiany hampitaina amin’ity sanganasany ity. […]
Fanarenana ny soatoavina : miandry lalàna ny Malagasy
Miverimberina ny : « ratsy taiza ny zaza ankehitriny », « tsy mahavita ny andraikiny ny ray aman-dreny, manoloana ny fanabeazana ny taranany ho tonga olom-banona », sns. Satria, tsy mifanaraka intsony amin’ny soatoavina malagasy ny ataon’ny zaza sy ny tanora ary ny lehibe miaina izao vanim-potoana izao. Tahaka izany koa ny zava-mitranga eo amin’ny […]




