Mois : novembre 2024

«Slam national XV» : vahiny maro no handray anjara amin’ny hetsika

Mivoatra sy mihatsara ary miha matihanina hatrany ny hetsika “Slam national”. Miditra amin’ny andiany faha-15 ny hetsika amin’ity taona ity. Hampiavaka izany ny fisian’ireo vahiny mpiangaly “Slam poèsie” maro manana ny lazany maneran-tany sy manana ny maha izy azy eo anivon’ny firenena niaviany. Anisan’izany i Marc Smith avy any Etazonia, […]

FANTINA sy FINTINA

Vory lanona ny vahoakan’Ambohimirary, omaly, nihaino ny kandidà Harilala Ramanantsoa, nandritra ny fampielezan-kevitra nataony teny amin’ny boriborintany fahadimy. Tao anatin’izany no niresahan’ity kandidà ity tamin’ny vahoaka sy nampanantenany ny fanovana ho tombontsoan’ny vahoaka sy ny tanànan’Antananarivo. Hisy ny adihevitra iarahana amin’ny kandidà milatsaka hofidina ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra, eny […]

Fiatrehana fifidianana : 55% amin’ny distrika no efa nahazo fitaovana

“Amin’izao, 55% amin’ny distrika manerana an’i Mada­ga­sikara no efa nahazo en­tam-pifidianana”, hoy ny lehiben’ny sampandraharaha misahana ny lojistika momba ny fifidianana eny anivon’ny Ceni, Ramangalahy Tsiry, teny Ala­ro­bia, omaly, ny amin’ny fiatrehana ny fifidianana ben’ny Ta­nàna sy mpanolotsain’ny Ta­nà­na amin’ny 11 desambra. Aparitaka eny anivon’ny distrika sy ny kaominina ireo […]

Mila fahaizana miara-miaina

  Mandeha araka ny tokony ho izy ny fampielezan-kevitra manerana ny Nosy. Milamina avokoa izany amin’ny ankapobeny, afa-tsy ny singa maningana toy ny tany amin’ny distrikan’Isandra, nifanala baraka ny kandidà ben’ny Tanàna laoranjy sy ny depiote. Tsy misy olana ny eto an-dRenivohitra izay taratry ny faritra rehetra. Ny tiana ho […]