Omaly 13 desambra 2024, tamin’ny 9 ora maraina. Notanterahina tao amin’ny « Bibliothèque et Archives Nationales » ao Djibouti, ny lanonana goavana nanatanterahina hetsika telo momba ny kabary. Lanonana fitokanana ny sampana Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma). Famoahana ireo mpiofana andia « Santatra » ary fanokafana ny taom-piofanana 2025 – 2026. Taorian’ny fanatanterahana ny […]
Mois : décembre 2024
Anisha Jo : « Hitoriako fitiavana ho an’ny Malagasy ny mozikako »
Mandalo an-tanindrazana i Anisha Jo. Fotoana efa niriany ela sy efa nampanantenainy koa ity, taorian’ny nandreseny tamin’ny “Star Academy” 2022. Mpanakanto tsotra, feno fitiavana. Izay raha tsaraina amin’ny indray mitopy maso i Anisha Jo. Raha ny talentany kosa, niara-nahita izao tontolo izao tamin’ ny nandrombahany ny laharana voalohany tamin’ilay fifaninanana […]
FANTINA sy FINTINA
Mamaritra ny lalàna fa eo anivon’ny sampana mpanisa vato (SRMV) eny amin’ny distrika no afa-mangataka ny hanaovana fampitahana voka-pifidianana ny kandidà, araka ny fanazavan’ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly. Azo anaovana izay fangatahana fampitaham-bokatra izay koa ny rafitra eny anivon’ny renivohi-paritany. Ny filohan’ny Antenimierampirenena malagasy no mitarika ny […]
Praiminisitra Ntsay Christian : “Mba ho ao anatin’ny filaminana ny fety”
“Misaotra ny vahoaka malagasy koa ny tenako, satria vita tao anatin’ny filaminana sy fitoniana ny fifidianana ben’ny Tanàna sy ny mpanolotsain’ny Tanàna. Mirary ny hisitrahan’ny vahoaka malagasy ny fetin’ny farany taona ao anatin’izao filaminana izao”. Io ny valin-tenin’ny Praiminisitra Ntsay Christian, tamin’ny mpano gazety, teny Tsimbazaza, omaly, taorian’ny famaranana ny […]
Manara-penitra hoe ?
Nifarana omaly iny ny fivoriana ara-potoana faharoan’ireo parlemantera. Inona no zavatra vita? Firy ny lalàna nolaniana? Fanontaniana izay manitikitika ny saina manoloana ity fomba fiasa eto amin’ny tanàna ity. Ny mpanao lalàna indray sanatrian-dresaka tsy manaraka izany. Manakorontana lamina! Nampiavaka ny fotoam-pivoriana tamin’ity indray mitoraka ity ny tsy fisian’ny […]




