Mois : décembre 2024

Tsy hita nandritra ny herintaona : Vazaha hita faty teo ambony fandriany

Hita faty tao an-tranony, tetsy Ankadivato, ny vazaha iray. Tsy hita popoka nandritra ny herintaona izy. Razana efa taolana sisa no hita teo ambony fandriany, omaly maraina Hita faty tao an-tranony, tao amin’ny fokontany Ankadivato-Ampan­drana, boriborintany fahatelo, omaly maraina, ny teratany Soisa iray 67 taona. Anisan’ irony teratany vahiny niara-niasa […]