Samy tarika nanana ny lazany tany amin’ny taona 80 tany. Nitohy hatramin’izay izany, satria manohy hatrany ny mozika na Ingahibe Tselonina na ny tarika Jeneraly. Hiaraka an-tsehatra izy ireo ny zoma 6 desambra izao, manomboka amin’ny 20 ora alina, eny amin’ny Aqua Marine, Antsavatsava Itaosy. Azo lazaina fa indray nihira […]
Mois : décembre 2024
« Slam national 15 »: hanomboka anio ny hetsika ho an’ny eto Antananarivo
Fotoan-dehibe ho an’ny « Slam national 15 » ny anio. Hotanterahina ao anatin’izany ireo hetsika samihafa mampiavaka ity fifaninanam-pirenena andiany faha-15 ity. Eo ny atrikasa iarahana amin’i Rouda, ao amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely. Manampy izany ny famaranana ny «Slam Media Kids& Open» eny amin’ny AFT Andavamamba. Farany, ny fampisehoana […]
Firongatry ny haromotana: Tafiditra ao anatin’ny faritra mena i Toamasina
Anisan’ny vanim-potoana mampirongatra ny haromotana ny vaninandro mafana tahaka izao. Ahitana tranga maro momba izany ny any amin’ny renivohitry ny faritra Atsinanana. Vokany, tafiditra ao anatin’ny faritra mena mahakasika io tranga io ny any an-toerana. Mirongatra ny haromotana mahazo ny olona, izay azo avy amin’ny kaikitry ny alika, any Toamasina, […]
FANTINA sy FINTINA
Tanterahina eny amin’ny Carlton Anosy, hatramin’ ny 6 desambra izao, ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ ireo mpanao gazety sy mpiasa eo anivon’ny Antenimierampirenena. Ny Commission de l’océan Indien (COI) sy ny Agence française de développement (AFD) no mikarakara ny fampiofanana. Tanjona ny hanamafisana ny fahalalan’ny mpanao gazety ny fomba fiasa ao […]
Fanitarana ny fakana didy hitsivolana : mangata-panazavana amin’ny Ceni ny KMF/Cnoe
“Mangataka ny Ceni hitondra fanazavana : inona marina ny zava-misy momba ny fitantanana ny lisi-pifidianana? Io lisi-pifidianana io no fototra hananana fifidianana marina sy mangarahara ary eken’ny rehetra”, hoy ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Namearison Robert. Tany Morondava, omaly, manoloana ny fanitaran’ny Ceni ny fahazoana mangataka didy hitsivolana […]




