Mois : décembre 2024

Fivontosana eo amin’ny taovan’olombelona : 60 taona eo ny lehilahy, betsaka voan’ny homamiadan’ny prostaty

Aretina iray tsy dia be mpahafantatra ny homamiadan’ny prostaty. Aretina voalohany mpahazo ny ankamaroan’ny lehilahy izy io, izay miseho amin’ny fivontosana eo amin’io taova io. Anisan’ny homamiadana voalohany indrindra mpahazo ny ankamaroan’ny lehilahy eto Madaga­si­kara ny prostaty, raha ny fa­na­dihadiana nataon’ny Asso­cia­tion d’appui à la radiothérapie et l’oncologie de Mada­gas­car […]

FANTINA sy FINTINA

Mitohy hatrany ny fanabeazana sy fanentanana ny olom-pirenena handray anjara amin’ny fifidianana ataon’ny Ceni. Nisy ny hetsika manokana fanomezana karapanondro sy kara-pifidianana ho an’ireo mpifidy traboina tao Ivandrika Farafangana, omaly. Ny filohan’ny Ceni, i Dama Arséne, no nitarika izany tany an-toerana niaraka tamin’ireo olom-panjakana sy tomponandraikitra avy ao an-toerana. “Taom-pahombiazana […]

Iarivo Mandroso : Tanjona ny hamerina ny hasin’Iarivo

« Hanova sy hitondra fampandrosoana ho an’ny tanànan’ Antananarivo no tanjonay», hoy i Lalatiana Ravolo­lomanana, mpanolotsaina mi­ray lisitra amin’ny kandidà Ndriana Razanamasy mirotsaka ho fidina ben’ny Tanàna eto Antananarivo. Nisy ny fihaonana ho an’ny mpanao gazety nataony omaly, teny amin’ny birao fiasany, teny Analakely. Tao anatin’izany no nitaterany ny zava-bitan’izy ireo […]

Mila samy mitandrina

  Efa avy matetitetika izao ny orana. Manomboka mahavelombolo ny mijery ny manodidina ny Renivohitra. Miverina mihamaitso tsikelikely ny tampon-kavoana avy nodoran’ireo tsy mataho-tody. Manomboka mikoriana ny rano avy any an-tampon-tendrombohitra isan-karazany. Miakatra tsikelikely ny loharano izay efa kina tanteraka nandritra ny volana vitsivitsy. Eny e! mbola manjavona aloha ny […]

Antananarivo Renivohitra : manohana ny kandidà Harilala Ramanantsoa ny antoko Avi

“Vehivavy ihany no mahafantatra ny marary ny zanany ka vonona izahay hanohana an’i Harilala Ramanantsoa”, hoy ny antoko Asa vita ifampitsarana (Avi). Nivoaka tamin’ny fahanginany Ratsirahonana Lala Norbert. Nanao fanambarana teny amin’ny foibe toerany eny Antsaha­vola ny antoko Asa vita ifampitsarana na ny Avi, omaly. Nilaza ny mpitarika fa manohana […]