Mois : janvier 2025

Mpiasan’ny fadintseranana: efa-dahy nomena 388 tapitrisa Ariary

Nampiavaka ny fotoana, omaly, teny Ivato koa ny fankasitrahana ireo mpiasan’ny fadintseranana efatra mirahalahy, nahatratra ny volamena saika haondrana antsokosoko tany ivelany. Notoloran’ny filoha Rajoelina Andry vola mitentina 388 162 000 Ar ireo nahatratra ny volamena 53,735 kilao, izany hoe, mahazo 97 040 574 Ar tsirairay avy. Notolorana 100 155 810 Ar kosa ny efatra mirahalahy […]

Seranana Ivato: Nohamoraina ny fivezivezen’ ny mpandeha

Manana fotodrafitrasa vaovao ny fitantanana ny fadintseranana eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato Antananarivo. Nitokana izany ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, omaly. Misy lalana roa samy hafa napetraka ao amin’ny toerana fisavana ny entana, hanamora sy hanafaingana ny fivezivezen’ny mpandeha sy ny fanaraha-maso ataon’ny ladoany. Afaka misafidy amin’ireo lalana ireo ny mpandeha […]

TARATRY ny KANTO

“Tohy”. Io ny anaran’ny fampirantiana ny san­ga­nasan’i Hagani Sainana, izay hotontosaina ao amin’ ny IKM Antsahavola, manomboka ny sabotsy 1 febroary. Hotontosaina amin’io fotoana io ny fanokafana, ary ny 15 febroary kosa ny fihaonana amin’ny mpanakanto, ho an’ireo liana amin’ny sanganasany. Lany ho ben’ny Tanànan’Antsohihy i Vaney’s. Nambara tamin’ny fomba […]

Nivoaka omaly ny boky « Valihan’Ikaky » -I : Hahazo tombony ny Malagasy any ivelany

Tanteraka ny fanamby. Nahita masoandro, omaly, ny « Valihan’Ikaky »-I. Boky fampianarana mitendry valiha manaraka ny fomba fampianarana zavamaneno maneran-tany. Araka ny nambaran’ny mpanoratra sy ny tomponandraikitry ny famoahana: « ha­hazo tombony ny Malagasy monina ivelan’i Madagasikara, satria, any no hanapariahana azy ity voalohany ». Anisan’ny antony nahatonga izany ny fisian’ny zavamaneno valiha isaky […]