Mois : janvier 2025

Barea de Madagascar: “Sarotra ho an’ny Federasiona ny manendry ny mpanazatra… ?”

Mifamahofaho tanteraka ny resaka ankehitriny, mahakasika ny fanendrena ny mpanazatra hitondra ny ekipam-pirenena malagasy, Barea de Madagascar. Mbola baraingo hatrany ny resaka, ny volana marsa efa akaiky. Herinandro mahery izay no lasa. Hatramin’ny omaly, tsy mbola na­moaka fanambarana ofisialy mahakasika izay ho mpanazatra hitondra ny ekipam-pirenena malagasy, Barea de Mada­gascar, […]

Karate: mpikatroka 121 mivon­drona etsy amin’ny ANS

Nisokatra omaly ny taom-pikatrohana 2025, ho an’ny taranja karate. Fampivondronana ireo mpikatroka eo amin’ny sokajy Cadets, Juniors ary Seniors no nanombohana ny taona, ka karatékas 121 no mivondrona etsy amin’ny Akademia nasionalin’ny spaoro (ANS) Ampefiloha. Fampivondronana izay hitohy hatramin’ny alahady 12 janoary izao. Nambaran’ny filohan’ny Federasionin’ny Karate-do ma­lagasy, Ratefinanahary Émile, […]

Tojo Ravalomanana: “Tsy kandidà raha tsy nisy ordonansa”, hoy ny Ceni

Tamin’ny 3 oktobra 2024, tonga teny amin’ny Ceni ny filoha teo aloha, Ravaloma­nana Marc, nametraka taratasy fanekena ny fisoratana anarana ao anatin’ny lisi-pifidianana amin’ny fakana ordonansa. Izay ny fanazavan’ny birao mpanatanteraky ny Ceni, notarihin’ny tonia mpanatanteraka, Rakotondrasoa Tseheno, tamin’ny mpanao gazety, teny Alarobia, omaly, manoloana ny resabe ny amin’ny fakana […]

Valanjavaboaharin’i Ranomafana: « Tsy maintsy ho faty ny afo », hoy ny minisitra Andonirina Max Fontaine

Nanamafy ny minisitra Andonirina Max Fontaine tany Ranomafana, fa tsy maintsy ho faty ny afo ao amin’ny valanjavaboahary. Hosaziana mafy tsy misy indrafo koa izay nanao ny heloka. Nidina ifotony, nijery ny famonoana ny afo any amin’ny valanjavaboaharin’i Ranomafana, ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Andonirina […]