Mirongatra ny fandripahana sy ny fangalarana harena voajanahary tato ho ato. Tsy mandefitra mihitsy anefa ny fanjakana, ary sazy henjana sy mafy ho an’izay voamarina fa meloka. Sokajiana ho heloka bevava ny fidirana anaty faritra arovana! Tafiditra ao ny fikitihana na fangalarana na fitazonana na fivarotana biby na zavamaniry avy […]
Mois : janvier 2025
Andrainjato – Fianarantsoa: efitra 12 ravan’ny afo, mpianatra 260 tra-boina
Naharitra adiny roa ora mahery ny famonoana ny afo nataon’ny mpamonjy voina tao amin’ny trano fonenan’ny mpianatra Cité Prefat N ao Andrainjato Fianarantsoa, afakomaly. Niantomboka tamin’ny efitrano iray ny firehetana, tamin’ny 9 ora alina. Niitatra tao anatin’ny minitra vitsy monja tamin’ireo efitra nifanila taminy izany. Nikoropaka samy namoaka izay entana […]
Trafic de tête humaine: trois suspects écroués
Trois individus ont été placés en détention préventive à la Maison centrale de Farafangana en fin de semaine dans une affaire de trafic de tête humaine survenu dans la commune d’Iabohazo Farafangana, le mois dernier. Cette histoire remonte à la nuit du 18 décembre, lorsque des inconnus ont attaqué une […]
Session parlementaire 2025: quid du face-à-face entre Gouvernement et députés ?
Lors des sessions parlementaires 2023 et 2024, le face-à-face entre les députés de l’Assemblée nationale et les membres du gouvernement a été annulé ou reporté. La question se pose : est-ce toujours le cas cette année ? Cela fait déjà deux années d’affilée que le fameux face-à-face entre les élus […]




