Araka ny fikarohana natao omaly, mitana ny laharana voalohany hatrany ny AS Fanalamanga, amin’ny fifaninanana nasionaly « World Cola-PFL ». Manana isa fito izy ireo. Manaraka azy aoriana kosa ny Elgeco Plus, isa dimy ary ny Fosa Juniors FC, isa efatra. Ratsy kosa ny toerana misy ny Tsaramandroso FC, izay mitana isa […]
Mois : février 2025
Karate – « DAF»: Mpampianatra 25 hanaraka fiofanana
Araka ny vaovao efa nampitain’ny Federaasion’ny karate-do malagasy, hisy ny fampiofanana hahazoana ny « Diplôme d’animateur fédéral” karakarain’izy ireo, natokana ho an’ny mpampianatra ity taranja ity. Ny alatsinainy 24 febroary izao no hanomboka izany, eny amin’ny Akademia nasionalin’ny spaoro, eny Ampefiloha. Mpampianatra 25 mianadahy no hanaraka izany, amin’ity andiany voalohany ity, […]
Federasiona malagasin’ny Golf : Nametraka ny fandaharanasany teny amin’ny minisitera
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny golf. Nizara ny tetikasany teny anivon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), tetsy Mahamasina, ny Federasiona malagasin’ny golf (FMGolf), omaly. Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fifanajana teny amin’ny biraon’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), i Marson Moustapha Abdulah, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, […]
Badminton – « Afrique 2025 » : Fandresena roa sy faharesena iray azon’i Lalaina
Tontosa tany Douala Cameroun, ny alahady lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja badminton, sokajy Senior. Noho ny tsy fahampian’ny nenti-manana, tsy nisy afa-tsy atleta iray ihany no afaka niatrika izany ho an’i Madagasikara, tamin’ny alalan-dRamanana Rahary Lalaina. Mpilalao mipetraka any Frantsa ny tovolahy. Fandresena roa sy faharesena […]
Famatsian’ny Jirama : Sarotra ny mahazo rano ankehitriny
Iankinan-javatra maro ny rano, antoka voalohany eo amin’ny fahasalamana. Hatramin’ny taona 2018 teto Madagasikara, azo lazaina fa nandeha tsara ihany ny rano, saingy olana ho an’ny tànan-dehibe. Sarotra ny mahazo rano vatsian’ny Jirama amin ’izao fotoana. Lasa resabe ny rano ankehitriny. Ampy ve ny rano eto Madagasikara sa tsia? Araka ny […]




