Nanoritsoritra ny hitondrana ny fanabeazana eo anivon’ny sekoly katolika eto amin’ny diosezin’Antananarivo ny mpitantana rehetra nandritra ny hadimiana, teto an-dRenivohitra. Mitondra ny andinindininy ny mpiandraikitra ny Direction diocésienne de l’éducation catholique (Didec) Antananarivo. Nisy fivoriana sy fiofanana teny amin’ny Ekar notre dame de Rosaire Antohomadinika notanterahin’ny mpiandraikitra ny sekoly katolika, […]
Mois : février 2025
TARATRY ny KANTO
“Amour’Rire” 3, etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Rahampitso alahady 16 febroary ilay fotoana nomen’ireo mpanao hatsikana: i Francis Turbo, Honorat, Riri sy Aldini, Rajao ary i Raytra Belawick. Samy hanao ny azy, fa maro koa ny iarahana ao. Hatsikana amin’ny endriny rehetra mihitsy, ahitana ny fisehatra tranainy, ny stand up, ny […]
Hira fanevan’ny RNS : Nahazo voalohany ny Gasy Band
“Ambohipihaonan’ny Malagasy, Malagasy miketrika aty an-dafy…”. Izay ny fiandohan’ny hira vaovaon’ny Gasy Band. Io hira io no nahazo ny voalohany, ka hatao hira fanevan’ny fankalazana ny faha-50 taona nisian’ny “Rencontre nationale sportive” na ny RNS. Nifaninana nandritra izany koa ry Baomba Gasy, Lalah ary Bana, saingy ity an’ny Gasy Band […]
Kianja Masoandro : Handray seho haisorakanto
“Ikaloy fitiavana ny tenindrazantsika”. Io ny lohatenin’ny seho haisorakanto, izay hotontosaina ao amin’ny Kianja Masoandro Anatirova, manomboka amin’ny 10 ora sy sasany. Hifarimbona hanatanteraka izany i Rima sy Tsiahy Andrianina, mpanoratra sy poeta, samy manana ny hanitra ho azy. “Fifanorohana tsy nahy, iarahako amin’i Tsiahy Andrianina”, hoy ny famaritan’i Rima […]
Fifankatiavan’olon-droa : Nanaraka ny lamina voajanahary ny Malagasy
Eo amin’ny tontolon’ny fitiavana, samy manana ny fombany ny tsirairay. Ny isam-pianakaviana… Nahitana taratra fiombonana kosa teo amin’ny fifankatiavan’olon-droa (lahy sy vavy, zanaka sy ray aman-dreny, zoky sy zandry…), ho an’ny Malagasy. Singa iray anisan’ny nanamafy orina ny fiainam-piarahamonina nisy teto Madagasikara ny fifankatiavana. Tsy niandrasana vanim-potoana tahaka ny « Fetin’ny […]




