Mois : février 2025

Natao tao anaty ranona kafe: Saron’ny zandary ireo rongony 10 fonosana

Saron’ny zandary miasa eo anivon’ny Poste Anosizato, omaly, ireo rongony 10 fonosana. Hita tao amin’ny tranona ramatoa iray monina etsy amin’ny Dalle, fokontany An­kazotoho, kaominina Ano­sizato Andrefana. Tsara afina tao anaty vilany takoboka mpitahiry hafanana ireo zava-mahadomelina ireo. Heverina ho ranon-kafe mafana hay ravina maina mpitondra ambiroa ho any amin’ny […]

Ambato Boeny : Mitaky ny hamerenana ny tranony ireo olon-tsotra

Tsipahin’ny olon-tsotra tompon’ny trano ny fibodoana mpitsabo iray mpiasam-panjakana ao amin’ny fokontany Mangaroa, kaominina ambanivohitra Ankijabe, ny taniny, amin’izao fotoana. Mitaky ny hamerenana ny taniny izy ireo taorian’ny fifanarahana nisy teo amin’ilay mpitsabo. “Misy taratasy ara-dalàna manambara fa mifarana ny 2024 ny fampiasan’ilay mpanararaotra fahefana ny tany”, hoy ny nambaran’ilay […]