Raha eo amin’ny kolontsaina sy ny kolo saina ary ny fomba amam-panao amin’ny ankapobeny, voasokajy ho ao anatin’ny tany tatsinanana i Madagasikara. Tsy izay loatra, anefa, no hita raha ho an’ny fihasinana manokana. Ny tany tatsinanana, fatra-piaro sy manome hasina ny kolontsainy. Ny Malagasy, fatra-panivaiva ny azy. Ny Malezianina, ny […]
Mois : février 2025
Hairaha: Tsy ho ravan’ny « IA » ny zavakanto
Fiovana tsy azo ialana. Tafiditry ny « intelligence artificielle » (IA) avokoa ny sehatra rehetra. Anisan’izany ny kolontsaina sy ny zavakanto… Misy ihany anefa faritra tsy ho voadingan’io teknolojia mampitolagaga io. Feo mivalana be. Paika na gadona tsy mandeha amin’ny laoniny. Ahitsin’ ny « intelligence artificielle » na ny « IA ». Feo tokana, manjary […]
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-18, mampifandray an’i Vangaindrano sy Befotaka, faritra Atsimo Atsinanana. Mirefy 136 km ity lalana ity, ka anisan’ny asa hatao ny fanotofana sy fandravonana ny lalana, ny fandrarahana vatokely sy fametrahana « béton ». Eo koa ny fanamboarana ny sisin-dalana sy ny lakandrano. Nampahafantarina, omaly, ireo fepetra […]
Fampandrosoana: Mahantra ny 70 % maherin’ny Malagasy
“Tsy misitraka ireo tolotra fototra toy ny fanabeazana, fahasalamana na trano mendrika ny 70% maherin’ny Malagasy”, hoy ny Banky iraisam-pirenena tao amin’ny « Note de conjoncture économique de Madagascar”, navoakany ny talata teo. Sokajiany ho mahantra ny 70 % ny mponina eto Madagasikara, noho izy ireo mivelona latsaky ny 2,15 dolara […]
Misy antony fototra
Koreanina 88 taona sy ny zanany 58 taona no maty notafihin’ny dahalo. Ny ben’ny Tanànan’i Mangataboahangy, distrikan’Ambatofinandrahana, Amoron’i Mania, namoy ny ainy noho ny tifitra nahazo azy… tamin’ny herinandro ireo. Vono olona efa nomanina mialoha? Na ahoana na ahoana, saika mifaningotra amin’ny toy izany ny fitiavan-tena tsy te ho […]




