Mois : février 2025

Laza sy kanto : Mpitsara tsy miangatra ny vanim-potoana

Mahay ? Tsy mahay ? Malaza ? Tsy malaza ?… Sa­my manana ny filazany. Samy manana ny masontsivany hitazanany azy rahateo ny kanto. Fa, anisan’ny mpitsara tsy miangatra ny vanim-potoana. Tsy misy kanto ka mora lazoin’ny vanim-potoana. Eo amin’ny tontolon’ny hira, ohatra, voaporofon’ny vanim-potoana ela fa tsy lefy laza ny vakodrazana hita sy heno […]

« Salon du loisir » : Nahazo tombony ny ankizy…

Namaly ny antson’ny Magic Land ny ray aman-dreny. Tonga maro niaraka tamin’ny ankizy sy ny tanora izy ireo nandritra ny « Salon du loisir » notanterahina teny amin’ny CCI Ivato, ny faran’ny herinandro teo. Tamin’ny ankapobeny, nahazo tombony ny ankizy sy ny tanora tamin’ireo tolotra teny an-toerana. Anisan’ny fahafaham-po lehibe ho an’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy maty ato an-tsaina ary mandrotika fo ny ratra sy ny banga navelan’ireo havantsika lavo ho an’ny Tanindrazana, araka ny fanehoan-kevitry ny filoha Rajoelina Andry, ny 7 febroary teo. “Hitodika amin’ ny hoavy isika ary hibanjina fampandrosoana. Tsy ho raraka an-tany ny ran’izy ireo, noho ny fitiavan-tanindrazana”, hoy izy. Nanao […]

Fitsimbadihan’ny voka-pifidianana : Naneho ny alahelony Ratsiraka Sophie

Nahitsy ny depiote Ra­tsiraka Sophie, manoloana ny fivadihan’ny voka-pifidianana amin’ny kaominina Mahatsara Vatomandry. Nambarany fa nanao didy jadona amin’ny fametrahana kandida tsy voafidim-bahoaka ny fanjakana. Tsy misy ny demokrasia nefa izany no tokony himasoana, araka ny nambarany. “Very zo ny vahoaka raha efa nandresy 75% ny kandida nofidin’izy ireo. Natao […]