Mois : février 2025

Nandroba 8 tapitrisa Ar : Roa lahy naiditra am-ponja vonjimaika

Naleon’izy roa lahy nigadra toy izay nanambarana izay nanafenana ny vola. Nanafika mpanao Cash point, teny Alasora izy ireo. Nandalo fampanoavana, ny faran’ny herinandro teo, ka naiditra am-ponja vonjimaika. Nifanenjehan’ny fokonolona sy ny zandary, roa lahy tompon’antoka tamin’ny fandrobana Cash point teny Androka, kaominina Alasora, tra-tehaka ny 5 febroary teo. Nitondra […]