Hanomboka rahampitso ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny “Challenger series”, taranja rugby lalaovina olona 7, sokajy lehilahy. Hampiantrano izany, i Afrika Atsimo, amin’ity. Araka ny fanadihadiana natao, tsy mbola misy mpitsara manana “niveau”, amin’izany eto Madagasikara. Fihaonana karakarain’ny World rugby mantsy ity fifaninanana ity ka ireo ao amin’ny “panel B” […]
Mois : février 2025
Baolina kitra- « Mondial 2026 » : Hatao any Maroc ny lalaon’ny Barea
Tsy mbola mandray lalao iraisam-pirenena ny Kianja Barea Mahamasina, amin’ity volana marsa ity. Miandry ny fanambarana ofisialy avy amin’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra anefa izany. Tapitra hatreho ny tebiteby mahakasika ny kianja Barea Mahamasina. Araka ny vaovao navoakan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra, FMF, omaly, hatao any Maroc avokoa ny lalaon’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Ilaina ny fanovana toe-tsaina ho an’ ireo mpanao politika mitady fomba hanaratsiana mpitondra fanjakana, araka ny nambaran’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard. “Tsy mendrika homena fahefahana ireo mpanaratsy sy tsy mahay mankasitraka ny mpitondra. Toe-tsaina tokony hialana ny fifanenjehana”, hoy izy. Nampakarina ho 50% ny fisotroan-dronono raisin’ireo mpiady tia […]
Fihaonana tamin’ny Antenimierandoholona: Mitaky ny hiarovana ny ainy ireo ben’ny Tanàna
Anisan’ny nisongadina tamin’ny fihaonan’ny fikambanan’ny ben’ny Tanàna tamin’ny filohan’ny Antenimierandoholona ny hijerena manokana ireto mpitantana eny ifotony ireto. Maromaro ny fangatahan’izy ireo. Anisan’izany ny fanampiana tokony ho azo avy amin’ny fanjakana foibe. Ny momba ny tambin-karama raisin’ireo ben’ny Tanàna ary ny fiarovana ny ain’izy ireo eo am-panatanterahana ny asany. “Maniry […]
Mpamosavy malemy
Mampalahelo ilay toe-tsaina malagasy. Mivadika tanteraka ny fomba fiaina. Zary fahafinaretana faobe ny mahita ny fahavoazana mianjady amin’ilay taninjanaka sy ny mpitondra ao aminy. Nahita taratra izany indray, omaly, ny fiparitahan’ny vaovao tamin’ny tambajotran-tserasera momba ny Kianja Barea Mahamasina. Mbola tsy afaka mandray lalao i Mahamasina. Mahavariana fa ireo […]




