Tsy mitsaha-mitotongana ny lanjan’ny vola Ariary. Tafahoatra ny 5 000 Ar ny 1 euro ary tafahoatra ny 4 500 Ar ny 1 dolara eo amin’ ny tsenam-bola iraisam-pirenena. Miaka-midina saingy misonga miakatra ny sandan’ny Ariary mitaha amin’ny euro. Nihoatra ny 5 000 Ar ny sandan’ny 1 euro nanomboka ny 5 marsa 2025 ho […]
Mois : mars 2025
TARATRY ny KANTO
« Comedy Show », iarahana amin’ireo vehivavy mpanao hatsikana, ny zoma 28 marsa izao, ao amin’ny Tana Water Front. Hifandimby an-tsehatra mandritra izany i Njara, Joaly, Mihora ary Ny Ahy. “Il etait une femme” ny lohahevitra hihodinan’ireo mpanakanto ireto, ho fanandratana izay talentan’ny vehivavy any anaty hatsikana izay. Hotanterahina anio, etsy amin’ny Cité […]
Ivelan’i Madagasikara : 18 taona namafazana teny sy literatiora i Hajaina
Eo amin’ny tontolon’ny fivelaran’ny teny sy ny literatiora malagasy. Iray amin’ireo nitondra ny anjara biriky maro Andrianasolo Hajaina. 18 taona namafazana ny teny sy ny literatiora malagasy ivelan’i Madagasikara ity mpampianatra mpikaroka, mpikabary, filohan’ny Havàtsa-Upem… ity. Hisy ny hetsika ho fanamarihana izany vanim-potoana izany, hotontosaina ao amin’ ny Restaurant l’Orchidée/91 […]
Tarika H’Avana : Mamelomaso ny famoronana ny hira vokatry ny tany
Tarika ivondronana tanora nasesi-pitiavana mozika, ka hanandratra ny forona mifototra amin’ny vazo an-gitara ny H’Avana. Manan-kozaraina izy ireo. Mamorona fa tsy mamerina. Fanamby goavambe hataon’ny tarika H’Avana, lalantsaina entiny mamakivaky ny tontolon’ny mozika izany. Manome lanja izay famoronan-kira misy fototra izay ny tarika, satria ankoatra ny mozika efa mikoriana ao […]




