50 ny mpifaninana nisafidianana ireo tanora hisolo tena ny ekipa malagasy nataon’ny STEM For Good, amin’ny hetsika “First Global Challenge 2025”, hatao any Panama City, ny 29 oktobra hatramin’ny 1 novambra ho avy izao. Fifaninanana maneran-tany momba ny robotika ho an’ny tanora latsaky ny 18 taona izy ity ary tontosa […]
Mois : mars 2025
Kaominina Tanambao Tsirandrano, Bekily: Melohin’ny antoko Avi ny herisetra niseho
Niafara tamin’ny famoizana ain’olona ny tsy fanekena ny fahalanian’ny ben’ny Tanànan’i Tanambao Tsirandrano, distrikan’i Bekily. Manameloka izany ny antoko Avi. Miitatra ny raharaha ao amin’ny kaominina Tanambao Tsiandrano, distrikan’i Bekily. Maty nisy namono, ny sabotsy teo, ny zanaky ny ben’ny Tanàna voafidy tao an-toerana. Araka ny vaovao nampitain’ny fianakaviany, nisy […]
INDRAY MIJERY
Tsy hisy tranga mahery vaika mety hiseho amin’ity herinandro ity. Tso-drivotra avy Atsimo Atsinanana no handrafitra ny toetr’andro amin’ny ankapobeny, tsy ho marim-pototra izany any amin’ny ilany Avaratra. Amin’ny ankapobeny, hivangongo any amin’ny ilany avaratra andrefana sy afovoany andrefana ny orana tandrifin-drahona amin’ity herinandro ity. Hiitatra any amin’ny afovoan-tany izany […]
Fiarovana ny zon’ny vehivavy : Mila sahy mampihatra lalàna sy sahy mijoro
Raha ny zava-misy eo amin’ny ady sisiky ny Vaomiera momba ny satan’ny vehivavy, andiany faha-69, hatao any New York, misy ny fifanakalozana traikefa amin’ny Repoblika Demokratikan’i Congo. Ankoatra ny fankatoavana ny fifanarahana natao tany Maputo, ilaina ny fampiharana ireo lalàna amin’ny fanomezana anjara toerana ny vehivavy sy ny fampitoviana ny […]
Imerintsiatosika: Miroso ny tetikasa Tanamasoandro
Miroso ny fanamboarana ny tanàna Tanamasoandro izay tetikasam-panjakana atao eny Imerintsiatosika. Nanao tatitra ireo teknisianina eny an-toerana ary fantatra fa hovitaina amin’ity taona ity ny arabe lehibe roa ao an-toerana, mirefy 1,850 km. Hapetraka ny Cité ministerielle izay tokony hitsangana amin’ity taona ity ihany koa. Nohatsaraina ny lalana ivelan’ny tetikasa […]




