Mois : mars 2025

Vondron’ny vehivavy maherin’Anosy Avaratra : Nampivoatra ny fiainan’ireo anaty fikambanana miisa 14

« Hitohy ny fampiofanana ny fikambanam-behivavy ao amin’ny kaominina Anosy Avaratra », hoy ny filohan’ny VVMAA, sady talen’ny Centre d’information et de documentation scientifique et téchnique eo Tsimbazaza. Manana ny diplaoma Doctorat en sciences sociales izy ary nampivondrona ny fikambanam-behivavy amin’ny fokontany dimy. Navondron’ny dokotera Rakotondralala Cindy Vermeille ho federasionina iray, Vondron’ny vehivavy […]

VAOVAO TAMBATRA

Tafiditra ao anatin’ny sokajy “World Travel Awards 2025” i Madagasikara. Hetsika hanomezam-boninahitra sy amboara an’ireo firenena mahasarika mpizahatany indrindra maneran-tany. Manampy amin’ny fampahafantarana ny Nosy malagasy maneran-tany ny hetsika toy izao. Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny rano vokarin’ny Jirama, raha ny fanazavana nataony tao amin’ny tambajotra sosialy. Mandalo dingana maro […]

TotalEnergies Marketing Madagasikara: Hamaha ny olan’ny fadimbolan’ireo tovovavy miisa 8 000

Sakana ho an’ny fanabeazana ny tovovavy malagasy ny olan’ny fadimbolana. Eto Madagasika, mahatratra ha­trany amin’ny 20% ny tovovavy, eo anelanelan’ny 15 ka hatramin’ny 24 taona, no tsy mianatra noho izy ireo tsy afa-miaina am-pilaminana mandritra ny fadimbolany noho ny toe-bolany (précarité menstruelle). Anton’izany ireo fady ara-kolontsaina, ny vaovao diso. Nahatonga […]

Orange Money Pro: Vahaolana ho an’ny fitantanam-bola

Matihanina. Mora ampiasaina sady voaaro tanteraka ilay tolotra vaovao Orange Money Pro ataon’ny Orange Madagascar. Matihanina tanteraka izany ary natokana ho an’ireo mpaninjara sy mpivarotra hamaliana ny filany. Manamora ny fitantanana ireo Point de vente sy ireo tolotra samihafa ary ny fifandraisana amin’ireo banky ny tolotra ho an’ireo mpaninjara. Hampiasana […]