Simba ny lalana sasany ao an-tampon-tanànan’i Taolagnaro vokatry ny ora-mikija nisesy any an-toerana. Anisan’izany ny any amin’ny fokontany Asokaky sy Betsioky, izay mampitaraina ny rehetra satria tapaka ny fifamoivoizana. Nijery ireo tany an-toerana, ny minisitry ny Asa vaventy, Rafidison Richard Théodore, ny 14 marsa teo, ary nambarany fa tsy maintsy […]
Mois : mars 2025
« Influenceur Trip »: Mampahafantatra an’i Nosy Be ny olo-malaza
Manomboka ny hetsika « influenceur Trip », andiany fahatelo, fampahafantaran’ny olo-malaza toerana ara-pizahantany an’i Nosy Be. Mikarakara azy ny orinasa Ravinala Airports, miara-miasa amin’ny The Real Madagascar, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana (MTA). Tanjona, ny hampahafantarana ny toerana tsara tsidihina rehetra any Nosy Be, indrindra amin’izao fotoana maha […]
Fatana mitsitsy : Nohavaozina ny fenitra
Nifarana ny 14 marsa teo, tany Mahajanga, ny atrikasa namolavolana ny fenitra mahakasika ny fatana mitsitsy, ampiasana kitay na saribao. Misy karazany roa ny lasitra fenitra nolaniana. Voalohany, ny fatana ampiasana saribao na kitay sy akora fahandro hafa (biocombustibles solides non carbonisées). Faharoa ny fatana mitsitsy ampiasana saribao na saribao […]
Paikady Juncao: Teknolojia hanatsarana ny fiompiana
Miara-miasa ny fanjakana malagasy sy ny masoivohon’i Sina eto amintsika, hampiroboroboana ny teknolojia Juncao. Teknika mifototra amin’ny fambolena holatra, azo atao sakafom-biby sy ampiasana amin’ny zavatra hafa. Miisa 25 ny teknisiana malagasy manaraka fiofanana miompana amin’ny fifehezana ny teknolojia Juncao eny amin’ny Sekoly teknika fampiofanana EFTA Ambatobe. Avy any amin’ny […]
INDRAY MIJERY
Vita ny faran’ny herinandro teo ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Pr Andriamaniraka Jaona Harilala, tale jeneralin’ny fikarohana ara-tsiansa teo aloha sy ny Pr Ranarijaona Hery Lisy Tiana, tale jeneralin’ny fikarohana ara-tsiansa vaovao eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Zava-dehibe ny fiaraha-miasa ka nanaovany antso amin’ ny rehetra mba […]




