Mois : mars 2025

CUA : Mifampitifitra ny samy mpanohitra

Tonga amin’ny fisaratsaharana ireo mpanolotsaina avy amin’ny fanoherana eo anivon’ny filankevitry ny tanàna, Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Tratry ny tsy fitoviam-pijery izy ireo. Miisa 37 ireo mpanolotsaina mosipaly nandany ny volavolana tetibola 2025 teny anivon’ny Kaominina Antananarivo Re­nivohitra (CUA), Analakely, afakomaly, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. 12 ireo tsy naneho […]

FANTINA sy FINTINA

Notakin’ny filoha Rajoelina Andry tao amin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly ny hanarahana maso akaiky ny fivarotana ny vary mora, 500 Ar ny kapoaka any Atsimo. Nambarany fa tokony hozaraina intelo isan-kerinandro izany ary ilaina ny mangarahara. Eo koa ny tsy maintsy hananan’ireo kaominina lavitra indrindra ny karine fokontany. Nambaran’ny depiote […]

Fihaonan’ny Jly Ravalomanana sy ny La17 : “Aoka hohajaina hatrany ny fitsipika sy ny lalàna”

Nandray ireo manamboninahitra zandary sy tafika, eo anivon’ny Akademian’Antsi­rabe (Acmil) solontenan’ny andiany faha-17, tetsy Ano­sikely, ny filohan’ny Anteni­mie­ran-doholona, ny Jly Ra­valomanana Richard. Nitarika izany ny komandin’ny andiany, ny Kly Be Fregis. Nana­fatrafatra azy ireo sady nizara traikefa tamin’ireo andiany eo ambany fiahiany ireo ny filohan’ny Antenimierando­ho­lona. “Aoka hohajaina hatrany ny […]

Tsy mijery lavitra !

  Tena mahakivy sy mahavarina ny mandinika ny fomba fisainan’ny Malagasy sasany, indrindra fa ireo izay nomem-pahefana indramina. Tsy tahotra tsy henatra fa mamotika sy manimba olona ankitsirano, mba hanomezana fahafahampo ny filan-dratsiny. Mihevitra tsy tratry ny aloka sy tsy manam-pahataperana izay zavatra hataony. Trangam-piarahamonina maromaro no ahitana taratra izany […]