Mois : mars 2025

Fampandrosoana ny kaominina: Hidina eny ifotony ny mpiasan’ny minisitera

Nisitraka fiofanana ireo mpiasan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) miisa 50. Anisan’ny andiany voalohany izy ireo ary hivoaka. Anisan’ny niompanan’ny fanofanana ireo ho mpa­nofana ireo tao anatin’ny telo andro ny fampianarana olon-dehibe, fomba fiasa mirindra sy ny fiovan’ny tontolo iainana. Eo koa ny fampandrosoana ifotony tsy manavaka […]

Transformation agricole: l’association AFF soutient l’initiative du gouvernement

Un accord de coopération a été signé hier entre le gouvernement malgache, à travers le Secrétariat d’Etat chargé de la Souveraineté alimentaire et l’association « Andry sy Fototra ho an’ny Fampandrosoana » (AFF) pour renforcer les capacités dans le secteur agricole dans le pays. Ce partenariat a pour objectif de […]