Nisy, ary mbola misy vehivavy misongadina eto Madagasikara. Fampahafantarana azy ireny sy ny zava-bitany mitoetra ho an’ny firenena no tanjona amin’ilay fampirantiana «Femmes, audace, héritage : portraits». Nisokatra omaly izy ity, eny amin’ny Mozean’ny saripika eny Anjohy. Manomboka any amin’ny tantaran’ireo Mpanjakavavin’i Madagasikara toa an-dRanavalona voalohany, izay nifikitra tamin’ny nentim-paharazana […]
Mois : mars 2025
Sakaizan’ ny Teatra : Hisehatra ny « Le Lamba »
Volana marsa, manamarika ny iray volan’ny teatra. Efa nanokatra izany ny tropy Lisin’Iarivo, ny faran’ny herinandro teo, nitondra an-tsehatra ny “Mitovy fa tsy sahala”, tao amin’ny IFM Analakely. Nitohy tamin’ny fandefasana horonantsary vahiny mirakitra teatra izany, omaly, tao amin’ny IFM. Mbola handray ny Sakaizan’ny Teatra avy ao amin’ny Lycée Rabearivelo […]
Mozika miaina misy fanahy : Manohy ny lalany hatrany i Rij’Art
Niezaka namaritra ny atao hoe kanto, amin’ny alalan’ireo sanganasany Ranomenjanahary Rija na i Rij’Art. Tsy ho lefin’ny vanim-potoana ny mozika miaina misy fanahy. Hanoy izany hatrany izy. Ny taona 2018 no nanombohan-dRanomenjanahary Rija na i Rij’Art nikirakira ny mozika. Milalao sy mandalina ny mozika miaina sy misy fanahy. Io no […]
TSELATRA
Trano iray nirehitra tetsy amin’ny tohatohabaton’ Ambondrona, omaly tamin’ny 01 ora tolakandro. Trano tsy misy rihana mitafo fanitso ary afovoan-tanàna io nirehitra io. Tonga teny an-toerana namono sy nifehy ny afo ny avy amin’ny vondrona mpamonjy voina, telo minitra taorian’ny antso. Maty tanteraka ny afo 20mn taty aoriana. Manentana ny […]
Ekar Md Jérôme Anosibe: Tsipahin’ny mpino ny fibodoana ny tanim-piangonana
Niverina nihenjan-droa ny tady eo amin’ireo mpino katolika etsy amin’ny fiangonana Md Jérôme Anosibe sy ny olon-tsotra mibodo ny tany. Niverina niakatra fitsarana afakomaly indray ny raharaha, telo taona taorian’ny nivoahan’ny didim-pitsarana, ny taona 2021. Resy ilay olon-tsotra. Nigadona teny an-toerana nanatanteraka ny didy navoakan’ny fitsarana ny vadintany sy ny […]




