Nifamonjen’ny nanatri-maso, vehivavy iray naratra mafy voahosin’ny lamasinina teny amin’ny lalamby Androndrakely, omaly maraina. Tsy manam-ponenana matotra, mivezivezy eny amin’ny manodidina io ramatoa io, araka ny loharanom-baovao. Nitsirara teo amin’ny toerana manakaiky ny lalamby izy. Nisotro toaka io vehivavy io. Tavela teo aminy ny tavoahangy nisotroany. Nandalo tampoka anefa ny […]
Mois : mars 2025
Anosibe : Jiolahy mitam-piadiana iray lavon’ny balan’ny Sag
Jiolahy mitam-piadiana iray lavon’ny balan’ny Sag nandritra ny fifanjevoana teo amin’ny polisy sy ireo olon-dratsy miisa efatra tetsy Anosibe. Tratra niaraka taminy ny basy kilalao iray sy bala miisa efatra. Raha toa ka tafatsoaka ireo namany telo hafa. Nirefodrefotra ny basy tetsy Anosibe, afakomaly alina. Nifanehitra tamin’ny polisy ny andian-jiolahy […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny sabotsy 22 marsa ho avy izao, eny amin’ny faritra Avaradrano, ny fifaninanana hazakazaka mitety natiora, « Trail Aina no fetra ». Hizara roa ny sokajin-dalao: ny 12 km sy ny 35 km. Marihina fa eny Antsahamarofoza ny toerana hiangana ho an’ireo mpifaninana. Nanainga omaly, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ny ekipa […]
Disciples FC – sokajy vehivavy : Hiezaka hitazona ny anaram-boninahitra
Anisan’ireo ekipa mbola manana solontena amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, sokajy vehivavy U17 sy Senior ny Disciples FC Vakinankaratra. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny tomponandraikitr’ity klioba ity, vonona izy ireo hiatrika ny fifaninanana. Tanjona ny tsy hamotsotra ny amboara izay efa azon’izy ireo tamin’ny taon-dasa. Tsiahivina fa nandritra ny […]
Atletisma – Mada 2025: Hatao any Ihosy ny Cross-country
Hotanterahina any Ihosy, ny sabotsy 15 marsa ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny Cross-country. Fifaninanana karakarain’ny Federasiona malagasin’ny taranja atletisma (FMA). Fanamarihana ny fanombohan’ny taom-pikatrohana 2025 ihany koa izy ity. Voalohany no hotanterahina ivelan’Antananarivo ity fifaninanam-pirenena amin’ny Cross-country ity. Handray anjara amin’ity avokoa ireo ligim-paritra […]




