Mois : mars 2025

Minisiteran’ny Raharaham-bahiny : Nohavaozina sy nohatsaraina ny efitrano fivoriana

Nandritra ny 20 taona, tsy nisy fanamboarana ny efitrano fivoriana eny amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny, Anosy. Amin’izao, nohavaozina sy nohatsaraina izany fandraisana fivoriana iraisam-pirenena sy fifanaovan-tsonia amin’ireo firenena avy any ivelany izany. Mariky ny fa­hombiazan’ny diplaomasia malagasy amin’ny fifandraisana sy fiaraha-miasa amin’ny any ivelany izao nahazoana nanao ny fanavaozana izao. “Lanonana […]

Mila malina

  Tsy ny ranobe na ny haintany ihany no voka-dratsy ateraky ny toetr’andro mivadibadika. Mahakasika mivan­tana ny andavanandron’ny tsirairay izany. Lasibatra voalohany ny lafiny fahasalamana. Voatohintohina mivantana ny sakafo sy ny fanjifana araka ny tokony ho izy na tsia. Mila mijery akaiky izany ny mpivarotra hani-masaka izay mahazo vahana etsy […]

Fitantanana ny eny anivon’ny kaominina : Nofanin’ny MFFT ireo mpiandraikitra eny ifotony

Nanomboka omaly ary haharitra hefarana ny fampiofanana ireo ho mpampiofana ho amin’ny fampandrosoana eny ifotony. Iarahana amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny any (MFFT) izany ary tantera­hina etsy amin’ny FDL Anosy. Nambaran’ny tomponandraikitra fa hatao izao mba hanamafisana ny fahaiza-manao teknika sy ara-panabeazana ho an’ireo voakasika. « Hahafahany manohana […]