Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga, omaly. Anisan’ny nambaran’izy ireo, tamin’izany, ny fisaorany ny eo anivon’ny solontena maharitry ny Tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI) tamin’ny alalan’ny famatsiam-bola azo tamin’ny farany teo. Efa nanoratra mialoha tany amin’ity rafitra ara-bola maneran-tany ity rahateo ny antoko MMM. Na izany aza, hentitra ny fanambaran’izy […]
Mois : mars 2025
“Alefa Madagascar 2025”: Hifandona ny Team des Héros sy ny Madagascar All Stars
Hotanterahina eo amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny 26 marsa ho avy izao, ny lalao ara-pirahalahiana “Alefa Madagascar 2025”, hihaonan’ny Team des Héros, ivondronan’ireo kalaza any ivelany, sy ny Madagascar All Stars, ikambanan’ireo olo-malaza eto an-toerana. Tsiahivina fa ity hetsika ity hiarahan’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS) sy ny orinasa […]
Makis Sevens : Hiatrika fampivondronona
Nigadona tetsy Ivato, omaly tamin’ny 4 ora tolakandro, ny Makis Sevens izay niatrika ny fifaninanana tany Afrika Atsimo, ny 1 hatramin’ny 8 marsa lasa teo. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny filohan’ny Malagasy Rugby, Rakotomalala Marcel, hiatrika fampivondronana avy hatrany izy ireo manomboka ny alakamisy ho avy izao, raha tsy misy […]
Fiaraha-miasan’ny MFFT sy ny AFD : Namaha ny olana eny ifotony ny tetikasa Lalankely
Hiditra amin’ny andiany fahefatra ny Tetikasa lalankely. Vokatry ny fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) sy ny AFD ary ny eo anivon’ny Vondrona eoropeanina (UE) izany. Nambaran’ny tale jeneralin’ny Fanajariana ny tany, Rakotomalala Miangaly, tetsy Anosy, omaly, fa nanova ny fiainan’ny mponina sy namaha ny olana teny […]
VAOVAO TAMBATRA
Efa misokatra ny fifamoivoizana eo amin’ny « radier », PK 90, amin’ny lalam-pirenena faha-10, eo Ankidona Betioky. Manatanteraka ny asa ny orinasa misahana ny fanamboarana, ka efa voatototra vato ilay « radier » simba. Efa miomana hanarina ny any Mahariry, PK 187 sy Renosy PK187 ihany koa ny orinasa. Miandry ny fihenan’ny rano kosa […]




