Mois : mars 2025

Tantara amin’ny onjam-peo : Miofana ireo mpikamban’ny Bira Ti’art

Mitohy hatrany ny fiofa­nan’ireo mpilalao tantara amin’ ny onjam-peo mivondrona amin’ny Bira Ti’Art, ao Antsi­rabe. Nambaran’ny mpitarika azy ireo fa ilaina ny fanama­fisana hatrany ny fahaiza-manao efa ananana sy ny fifampizarana traikefa amin’ ireo mpilalao tantara avy aty Antananarivo. Ireo sangany amin’ny filalaovana tantara rahateo no tonga tany An­tsirabe. « Misy […]

AFT sy IFM : Mitohy ny « Volan’ny teatra »

Volana marsa, « Volan’ny teatra ». Mitohy hatrany ny hetsika sy ireo seho isan-karazany mifandraika amin’io vanim-potoana io. Ho an’ny eto an-dRenivohitra, toerana roa no ahitana izany. Ny etsy amin’ny Alliance Française d’Antananarivo (AFT) Anda­vamamba sy ny Institut Français de Madagascar, Analakely (IFM). Anisan’ny hetsika hotanterahina ny 15 marsa izao, ao amin’ny […]

25 taona nihirana: Hanolotra ny « Seho tena matihanina » i Lôla

Anisan’ireo mpihira manana sanganasa maro manamarika vanim-potoana sy tranga maro i Lôla. Tao anatin’ny 25 taona no nampahafantariny izany. Tsy ho lalovam-potsiny io vanim-potoana io. «Raikitra io e » ! Tena raikitra tokoa fa ny tolakandron’ny ala­hady 30 marsa izao, hanomboka amin’ny 2 ora sy sasany, etsy Antsahamanitra, no hiaka-tsehatra anatin’ny « Seho […]

FANTINA sy FINTINA

Samy nandefa solontena nankalaza ny 8 marsa niaraka amin’ny vehivavy Tim Analamanga ireo avy amin’ny distrika manodidina, ny sabotsy teo. Nomarihina tamin’ny alalan’ny diabe, niainga teny amin’ny foiben’ny antoko teny Bel Air izany ary nihazo ny teny amin’ny Magro Behoririka. Nisy ny fizaham-pahasalamana maimaimpoana tamin’izany. Hentitra sy nahitsy ny lahatenin’ny […]

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas : “Aleo mifampiresaka fa tsy hidina an-dalambe”

“Tsy laharam-pahamehana intsony ny hoe fitakiana na filazan-javatra dia hitaona ny olona hidina an-dalambe. Ny olana : izay manana fahefana tsy mihaino ny olona manakiana azy amin’ny ataony sy izay tsy tsapan-dry zareo”. Io ny fanehoan-kevitry ny depiote tsy miankina voafidy tamin’ny anaran’ny antoko GJMP tany Betroka, Faritra Anosy, Randrianasolo […]