Mois : mars 2025

Forum économique du secteur privé : Hitohy ny fisoratana anarana

Manasa ny Malagasy mpandraharaha liana handray anjara amin’ny hetsika « Fo­rum économique du secteur privé » atao any Genève-Suisse ny Federasion’ny antenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Madagasikara (FCCIM). Hiitatra hatramin’y 21 marsa ny fisoratana anarana mba hahafahan’ireo mpandraharaha mikarakara ireo antontan-taratasy samihafa mahakasika izany. Marihina fa hetsika goavana iraisam-pirenena ny « Forum […]

Mitomany !

  Mirongatra izaitsizy ny tsy fandriampahelamana manerana ny Nosy. Isan’andro vaky izao dia misy ny maty amin’ny fomba feno habibiana. Tsy vitan’izay, tena mivadika atidoha ara-bakiteny ny olon-dratsy. Feno fahasahiana, mahasahy mandatsa-dra sy mamono ankitsirano. Tsy misy vidiny intsony ny ran’olombelona. Very maina, raraka an-tany tsy fidiny. Mampivarahontsana ny mieritreritra […]

Vidin-tsolika : Intelo nihena ny lasantsy tato anatin’ny roa volana

Mizatra tsikelikely ny fiovaovan’ny vidin-tsolika ny mpanjifa. Indroa nihena ny vidin’ny lasantsy tao anatin’ny fiovana intelo, raha indroa nisondrotra ny gazoala sy ny solitany fandrehitra. Mizatra tsikelikely! Niova fanintelony ny vidin-tsolika ho an’ny mpanjifa, nanomboka ny janoary 2025. Omaly 5 marsa, nidina ho 5 320 Ar/l ny vidin’ny lasantsy raha 5 500 […]

TSELATRA

Tafakatra 15 ireo olona voasambotra tamin’ny raharaha famonoana ny ben’ny Tanànan’i Mangataboa­hangy hatramin’izao, ka vehivavy ny iray tamin’izy ireo. Efa tonga eto Antananarivo miatrika fanadihadiana izy rehetra amin’izao fotoana izao. Mety hiakatra fitsarana ny alatsinainy 10 marsa izao, raha ny tatitra voaray avy amin’ny zandary misahana ny fanadihadiana. Lehilahy iray […]