Vaky loha niharan’ny daroka sy vono nataon’ny fokonolona ny jiolahy iray voasambotra tao amin’ny fokontany Anamakia, kaominina Antsiranana, ny talata 4 marsa teo, tamin’ny 8 ora sasany alina. Voasambotra teo am-pikasana hanao ny asa ratsiny io lehilahy io. Malaza ratsy amin’ny vaky trano sy fandrobana miharo vono izy. Tsy nanaiky […]
Mois : mars 2025
Tsy fandriampahalemana: Roa lahy maty voatsatok’antsy
Nialana nenina teny anivon’ny hopitaly, namoy ny ainy, ny lehilahy 22 taona voatrobaky ny antsy tetsy Ambavahaditokana Itaosy. Iray hafa koa, novonoin’ny tsy mataho-tody tao Toamasina. Nitranga ny alin’ny talata hifoha omaly, alarobia 5 marsa, avokoa izany. Lonilony tsotra izao! Namoy ny ainy nipotsaka tsinay ny lehilahy 22 taona nandritra […]
06 marsa 2025
Rugby U18 – Détection: 21 joueurs retenus pour la 3e phase
Le tournoi de l’Association de rugby de l’océan Indien (Aroi) de rugby à VII de la catégorie U18, du 19 au 21 avril au stade Makis Andohatapenaka, avance à grands pas. De ce fait, la détection des joueurs malgaches entre dans la phase trois depuis hier. Lors de la première […]
Championnat des Clubs de la CAVB – Zone 7 : la GNVB féminine rejoint le dernier carré
Du 1er au 8 mars 2025, le 29e Championnat des Clubs de la CAVB-Zone 7 se déroule à Maurice. A mi-parcours, les équipes malgaches, notamment celles de la Gendarmerie Nationale Volley-Ball (GNVB), se distinguent avec brio, tandis que Squad a dû plier bagage dès la phase de groupes. Dans la […]




