Mois : mars 2025

SOMBIM-BAOVAO

Ratsy fanombohana ny ekipa malagasy Squad X tao anatin’ny lalao voalohany natrehiny nanoloana ny ekipan’ny Quatres Bornes Maorisiana. Niondrika tamin’ny seta 3 no ho 0. Etsy ankilany, tsara kosa ny vokatra ho an’ny ekipan’ny GNVB, lahy sy vavy, hatreto. Fandresena roa izao no azon’ny GNVB, sokajy lehilahy ary fandresena iray […]

Lomano-Mada 25m: Zava-bita tsara indrindra telo montsana

Zava-bita tsara indrindra 3 no montsana, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Ma­da­gasikara, taranja lomano, ho an’ny dobo filomanosana 25 metatra. Fifaninanana no­tontosaina teny amin’ny Esca Antanimena, ny faran’ny herinandro, izay nahitana mpandray anjara 457, avy amin’ny ligim-paritra 7, manerana ny Nosy. Teo amin’ny 50 m dos, nomontsanin-dRabej­a­ona Holy Antsa ny […]

« Ligue des Champions » : Hafana ny lalaon’ny Liverpool sy ny PSG

Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Parc de Princes France, ny fifanandrinan’ny Paris Saint Germain, ekipa mpampiantrano sy ny Liverpool FC, anglisy. Fihaonana izay tafiditra amin’ny lalao ampahavalon-dalana mandroson’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, « Ligue des Champions 2025 ». Raha ny valin’ny fikarohana natao, mbola manala vela amin’ity ekipa […]

Bisikileta – Maneran-tany: Laharana fahatelo alohan’ ny farany i Madagasikara

Ratsy ny toerana misy an’i Madagasikara amin’ny filaharana maneran-tany izay navoakan’ireo federasiona iraisam-pirenena UCI. Maro ny olana sedrain’ny mpikatroka ity taranja ity. Araka ny fikarohana na­tao omaly, tao anaty tambajotran-tserasera, efa nivoaka ny filaharan’ireo firenena mifaninana amin’ny hazakazaka bisikileta. Raha ny tazana tao amin’ilay rohy “Procyclingstats UCI Ran­king”, fantatra fa […]