Hira ho an’ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora. Fampitan-kafatra amin’ny alalan’ny fihetsika sy fitafy mahasarika ny ankizy… Ampahany mampiavaka an’i Zook Davids amina mpanakanto hafa ireo. Fantatra fa hanatanteraka fampisehoana mitomandavana any amin’iny faritra atsimon’ny Nosy iny izy. Hetsika tafiditra ao anatin’ny « Tour Sud de Madagascar », hotontosaina ny […]
Mois : mars 2025
Fampianarana zavakanto : Mila ampitoviana ny « hay »
Na mifanalavitra be. Na mifanipaka tahaka ny atsimo sy avaratra. Antony iray tsy mampitovy ny zavatra hain’ireo mpianatra niofana tany amin’ny toeram-pampianarana samihafa. Ny mpampianatra sasany nampiana-tena. Ny hafa voky traikefa. Ny ankoatra ireo, nandalina na nianatra tany ivelany… Vokatr’ireo, samy hanana ny hainy sy ny manavanana azy ry zareo […]
« Madagascar Film Festival »: Hampiakarana ny lentan’ ny sarimihetsika malagasy
Hetsika sambany no hisy. Fanandratana ny sarimihetsika malagasy amin’ny toerana tokony hisy azy ny tanjona, amin’ny alalan’ny fankasitrahana ireo mpisehatra mendrika, mandritra ny « Madagascar Film Festival » na ny « Issm Awards 2024 ». Toa ireny lanonana fanomezana mari-pankasitrahana any ivelany ireny ihany. Efa nisy nanao ny tsy miankina, saingy voalohany ho an’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Hatao any Mahajanga ny filankevitry ny minisitra, rahampitso. Hitarika izany ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, miaraka amin’ny Praiminisitra Ntsay Christian ary ireo minisitra eo anivon’ny governemanta. Tanjona ny hanakaiky vahoaka hatrany, ny hitondra ireo vahaolana sy fampandrosoana miainga eny ifotony, araka ny fanambarana. Mitentina 79 miliara Ar ny vinavinan’ny tetibola […]
MFFT sy ny Produir: Nofanina ireo ben’ny Tanàna
Nandray ireo ben’ny Tanàna avy amin’ireo tanàn-dehibe, tetsy Ankorondrano, omaly, ny avy amin’ny tetikasa Produir sy ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Niompanan’ny fihaonana tamin’ireto mpitantana eny ifotony vaovao ireto ny fomba fitantanana ny tetibolan’ny kaominina miainga amin’ny zava-misy eo an-toerana. Eo koa ny fanaovana […]




