Zaza miisa roa sy olona efatra hafa saika ho any Mayottes nosamborin’ny zandarimaria eo anivon’ny tobim-paritra Ambanja, tao Antsahampano, kaominina Ambanja, ny 1 marsa teo, tamin’ny 8 ora alina. Nahazo loharanom-baovao, nanamarina ny zava-misy tao amin’ny tokantrano iray anatin’io fokontany io ny mpitandro filaminana. Tompon’andraikitra amin’ny fandefasana ireo olona ireo […]
Mois : mars 2025
Nanosy olona tetsy Mahamasina: Mpamily taxi-be migadra 20 taona
Herintaona aty aoriana, milatsaka ny sazy ho an’ilay mpamily taxibe, nanosy tamin’ny fiara ka nahafaty lehilahy iray. Mandoa onitra 23 tapitrisa Ar sy migatra 20 taona, sazy mihatra avy hatrany izy. Onitra 23 tapitrisa Ar, miampy sazy mihatra 20 taona any am-ponja. Io ny sazy azon’ilay mpamily nanosy mpitondra moto […]
04 Marsa 2025
King Belt World Champion: Jacob Nandrasana en demi-finales
Le kicker malgache Jacob Gilbert Nandrasana a bien lancé son combat international au “King Belt World Champion” en validant son ticket pour les demi-finales de la compétition, à Abu Dhabi. L’unique représentant malgache en lice à ce combat professionnel, qui vaut un contrat de deux ans en Italie et une […]
Motocross: Mathias Plantive, prêt à remettre le gaz en 2025
Dans l’univers poussiéreux du motocross malgache, Mathias Plantive règne en maître dans la catégorie Elite 1. Double champion MX en 2023 et 2024, le rider continue de tracer son chemin dans les whoops avec un style affûté et une détermination qui fait trembler les pistes. Mais derrière les titres, c’est […]




