Taorian’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pilalaovana 2025, ho an’ny taranja atletisma izay nomarihina tamin’ny fifaninanam-pirenena amin’ny cross-country. Fihaonana, notanterahina tany amin’ny ligin’Ihosy ny sabotsy 15 marsa lasa teo, fantatra fa ao anatin’ny fanomanana ireo fihaonana iraisam-pirenena indray ny federasionina malagasy ny atletisma (FMA). Miisa 4 ireo fifaninanana any ivelan’i […]
Mois : mars 2025
Karate – «Stage DAF» : Hiditra amin’ny andiany faharoa
Hiditra amin’ny andiany faharoa, ny fampiofanana ireo mpampianatra ny taranja karate, hahazoana ny mari-pahaizana DAF “Diplôme d’Animateur Fédéral”. Fampiofanana izay hanomboka ny 5 avrily izao ary haharitra hatramin’ny 10 mey izao, hatao eny amin’ny ANS (Académie Nationale des Sports). Ny alahady 11 mey kosa no hanatanterahana ny fanadinana mialoha ny […]
Fifanintsanana «Mondial 2026» : Nomontsanin’ny Barea ny ekipan’i Centrafrique
Nanakoako nanerana an’i Afrika alina, ny lazan’i Madagasikara. Nomontsanin’ny Barea de Madagascar, tamin’ny isa mazava 4 no ho 1 ny Les Fauves-n’i Centrafrique. Fihaonana hiadian-toerana ho an’ny «Mondial 2026», taranja baolina kitra. Niverina indray ny lazan’i Madagasikara. Afaka ny andro ratsy ho an’ny Barea de Madagascar. Taorian’ny faharesena misesisesy nahazo […]
INDRAY MIJERY
Mangataka fiaraha-miasa amin’ny mpanabe sy ny tomponandraikitry ny sekoly hiara-hitolona hamongorana ny herisetra an-tsekoly eto Madagasikara ny fikambanana Psy-kôzy Madagascar. Tokony hahatsapa ny ray aman-dreny sy ny mpampianatra ary ny mpanabe fa zava-doza ny herisetra an-tsekoly. Fikambanana tsy miankina niforona ny febroary 2021 ny Psy-kôzy, mifototra amin’ny fikarakarana ny fahasalaman’ny […]
Manerana ny tobim-pahasalamana : “Service minimum” ny an’ny paramedicaux, anio
Haneho firaisankina ny paramédicaux rehetra manerana ny Nosy, anio tontolo andro, araka ny toromarika sendikaly tarihin-dRakotoalison Armand. “Service minimum” ihany no hatao amin’ ireo tobim-pahasalamana rehetra, na hopitaly na CSB. Fanairana ny fanjakana fa an-jorom-bala izy ireo ary maro ny zony tsy azo, misy maharary ny tontolon’ny paramedy. “Niaraha-nahita ny […]




