Fotoana iray nampivondrona ireo mpanome tantsoroka, mpanohana sy mpamatsy volan’ny mpandraharaha ary ireo sehatra samihafa ny hetsika « pôle de l’entrepreneuriat », andiany fahefatra, no karakarain’ny maison de l’entrepreneuriat, ny sabotsy teo, tetsy Antaninarenina. « Tanjona ny hanampiana ireo mpandraharaha ao anatin’ny lalam-pihariana ataony sy hanomezana torohevitra azy ireo ao […]
Mois : avril 2025
Tsingerin-taonan’ny AJT: Nosokafana tamin’ny alalan’ny fambolen-kazo
Feno 17 taona ankehitriny ny nijoroan’ny fikambanan’ny mpanao gazety any Toamasina (AJT). Notanterahina tany an-toerana ny hetsika fankalazana, ny sabotsy 26 avrily lasa teo. Nanamarihana izany ny fambolen-kazo ary ny fizarana tolotra ho an’ny mpanao gazety sy ho an’ny tokantrano marefo. Heni-kaja sy voninahitra ny hetsiky ny mpanao gazety ao […]
SOMBIM-BAOVAO
Voahosotra ho klioba mendrika indrindra, ny Checkmat, nandritra ny fifaninanana « Grappling Winter Tournament », Jiu-jitsu, natao teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Nahazo ny « fair-play » kosa, ny Icon JJB avy any La Réunion, izay tonga teto Madagasikara niatrika ity fifaninanana nokarakarain’ny JJB Attila ity. Hiditra amin’ny andro fahatelo […]
Muay Thai-Mada 2025: Niakatra ny haavo teknikan’ny mpikatroka
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny efitranokely, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja Muay Thai, ho an’ny taona 2025. Mpikatroka 120 no tonga namaly ny antso avy amin’ny ligin’i Vakinankaratra, Mahanoro, Atsinanana ary Analamanga. Nambaran’ny filohan’ ny Federasionina malagasin’ny Muay Thai, Rakotoalizao Hainatiana Gervais, […]
Futsal – Can 2025 : Hiady ny laharana faha-5 ny Barea Ladies
Hotanterahina anio, any Maroc, ny ady laharana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja Futsal. Tsy tafita tany amin’ny dingan’ny manasa-dalana ny Barea Ladies. Ny fiadiana ny laharana fahadimy sisa no handrandrain’izy ireo amin’ity. Araka ny fikarohana natao, i Egypte no hifanandrina amin’ny ekipam-pirenena malagasy. Tsiahivina fa nihazona ny laharana […]




