Hatsangana ny fotodrafitrasa, toby mpihary herinaratra vaovao, eny Ambohimanambola, manana tanjaka 105 MW. Hanomboka amin’ny 24 avrily izao ny asa, satria efa tonga eny an-toerana daholo ny ankamaroan’ny fitaovana sy ny kojakoja ilaina. Tanjona ny tsy hiankinandoha amin’ny vondrona mihary herinaratra avy amin’ny tsy miankina. Natsangana ny tanimboly ho vala […]
Mois : avril 2025
Axian Telecom : 100 tapitrisa dolara hanitarana ny tambajotra
Hanitatra sady hampiakatra ny tanjaky ny tambajotra 4G eto Madagasikara sy Tanzania ary hanohy ny fametrahana ny 5G ny orinasa Axian Telecom. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Global Gateway an’ny Vondrona eoropeanina ity hetsika ity, ka mitentina 100 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola avy amin’ny Banky eoropanina ho an’ny fampiasam-bola (BEI). Amin’ny […]
Yearbook 2024-2025 : Nivoaka ny Tatitra ara-toekarena vokarin’ny EDBM
Misy, ankehitriny, ny Tatitra ara-toekarena azon’ny mpampiasa vola jerena, mirakitra ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara. Hita ao daholo ny antontam-baovao mahaliana ara-potoana sy marina. Nampahafantarina ny alakamisy 10 avrily teo ny fivoahan’ny gazety boky Yearbook, mirakitra ny tatitra ara-toekarena ho an’i Madagasikara 2024-2025. Namokatra azy ny Antokon-draharaha EDBM, notohanan’ny Banky […]
SOMBIM-BAOVAO
Hisy ny fampiofanana ho an’ny mpanazatra ho fanomanana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Judo. Ny 17 avrily izao no hanaovana izany, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Hisy ihany koa ny fanazarantena nasionaly hatao amin’io andro io, raha ny fandaharam-potoana. Hotontosaina ny 26 avrily izao, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena […]
“World Cola PFL” : Hiady laharana ny Fosa Juniors sy ny Ajesaia
Hotanterahina anio sy rahampitso indray ny andro fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra “World Cola PFL”. Anisan’ny fifanandrinana azo heverina fa andrasan’ny maro amin’izany, ny fihaonan’ny Fosa Juniors Boeny, sy ny Ajesaia Bongolava. Lalao izay hatao any amin’ny Kianja Rabemananjara Mahajanga, rahampitso. Tsiahivina fa eo amin’ny laharana […]




