Mois : avril 2025

Taranaka ratsy taiza: Nosimbain’ny diplaoma ny fanabeazana

Miroborobo fatratra ny fisokafan’ny sekoly eto Madagasikara. Mitombo manaraka izay ny fitadiavana mpampianatra. Maro ireo mamaly ny antso, satria, manana ny diplaoma takina amin’izany. Ireo tsy niasa na tsy nahita asa nandritra ny taona maromaro, nanjary mpampianatra. Asa masina tsy azo ankinina fotsiny amin’ny mari-pahaizana anefa izy io, satria, tsy […]

INDRAY MIJERY

Nampihaona ny tanora sy ny orinasa teny amin’ny Kianja mitafo Ankorondrano, nandritra ny roa andro, ny “Tsenaben’ny asa sy ny fiofanana”, andiany faha-16. Hetsika ho fanampiana ireo tanora amin’ny fitadiavana asa sy ny fiofanana mbola eritreretiny hatao izany. Sehatrasa marobe no azon’ireo tanora mpitsidika nisafidianana. Misy koa ny fisokafan’ny orinasa […]

Toamasina: Nomena torolalana amin’ny asa ny tanora

Nivoitra tamin’ny fihaonana tany Toamasina, omaly, ny fanatsarana ny fampananana asa ho an’ny tanora sy ny hamerenana ny lafiny fandriampahalemana any an-toerana. Anisan’ny tany an-toerana ny minisitry ny Asa sy ny fampananana asa, Raza­kaboana Hanitra. Nia­trika izany koa ny avy amin’ny sehatra tsy miankina, ahitana mpandraharaha ary ireo orinasa vaventy. […]

Taorian’ny orambe: Niakatra avokoa ny renirano telo

Nanambara ny Apipa tamin’ny filazana momba ny fandehan’ny rano eto amin’ny lemak’Antananarivo fa niakatra 0,16 m ny reniranon’i Sisaony, eo amin’ny maridrefin’Andramasina, omaly maraina, tao anatin’ny 24 ora ka mahatratra 0,95m ny haavony. Tombanana hidina kosa ny haavony ho an’ny 12 ora manaraka. Niakatra koa ny haavon’Ikopa ka 1,42m izy […]

Fanohanana ny UNFPA: Ho fahaleovantena sy tantsoroka ho an’ny vehivavy

Natao sonia teny Andraharo ny fiaraha-miasan’ny UNFPA sy ny AFG Bank Madagascar hitondra tombontsoa ho an’ny vehivavy sy ny tanora manokana. Hiara-kiasa ny AFG Bank Madagascar sy ny Tahirin’ny Firenena mikambana momba ny mponina (UNFPA). Momba ny fahaleovantenan’ny vehivavy ara-bola izany, indrindra ho an’ireo niharan’ny herisetra. Eo koa ny fanohanana […]