Mois : avril 2025

Chez soi !

Le monde est vraiment en sursis, après la suspension annoncée par Donald Trimp, pour 90 jours des surtaxes douanières “réciproques”. A l’exception de la Chine adoptant la stratégie d’œil pour œil, taxe pour taxe, le reste du monde est dans l’expectative. Pourquoi Donald Trump a fait un volte-face ? Il a reconnu […]

Vary lasa fitaovana politika : Aiza ho aiza ny voka-bary eto amin’ny Nosy amin’izao fotoana?

Tombantombana no betsaka raha ny tarehimarika no lazaina. Samy manana ny filazany, tombanana any amin’ny 1 600 000 ha ny tanimbary rehetra eto Mada­ga­sikara, mety hanome vary akotry 5 880 tapitrisa t, ny taona 2025. Singa iray lehibe eo amin’ny raharaha politika koa ny vary ka azo hiadiana ny tarehimarika. Nampidirina […]

Fanamboaran-dalan’ny 2AH : Nofanina ara-teknika ny ao Amboanana

Nanomboka ny fanamboaran-dalana ao Ampahimanga-Manalalondo. Anisan’ny tena ratsy ny 4km amin’ny 30km mampitohy an’Ampa­hima­nga – Amboanana, ka nambaran’ny filohan’ny ONG 2AH, Andriamihaja Andriatsimian­driambony Iadjah, fa hitadiavana fiaraha-miasa amin’ny faritra Itasy izany amin’ny fampiasana “Engin”. Na izany aza, hatao « piste » na lalantany mifanaraka amin’ny toe-tany ny fanamboarana ny lalana […]

Fivorian’ny COI : Manentana ny mpanao gazety ny MSK

Nambaran’ny talen’ny Serasera eo anivon’ny minisiteran’ ny Serasera sy ny kolontsaina (MSK), Rasaony Pascal, fa hanana ny adidiny amin’ny fampitam-baovao ireo mpampahalala vaovao amin’ny fandraisana ny fivorian’ny COI eto Antananarivo. Nentaniny ny mpanao gazety mba hametraka dieny izao ny fangatahana fahazoan-dalana handrakotra ny fikaroham-baovao amin’izany. “Afaka mandefa fangatahana ho an’olona […]