Mois : avril 2025

Rugby – Challenger series: Hanainga rahampitso ny Makis

Anio sabotsy vao ho fantatra ny anaran’ireo Makis de Madagascar, 12 mirahalahy, handeha hiatrika ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny “Challenger series”, taranja rugby lalaovina olona 7, sokajy lehilahy. Fihaonana hotanterahina any Krakow Pologne, ny 11 sy 12 avrily ho avy izao. Raha ny fandaharam-potoana, hanainga rahampitso ny delegasiona malagasy. […]

Prix Marc Vivien Foe : 12 no hiady izay ho lohany

Hofantatra ny alatsinainy 12 mey ho avy izao ny anaran’ny mpilalao baolina kitra handrombaka ny amboara «Prix Marc Vivien Foe  2025». 12 mirahalahy ireo hiady ho lohany amin’izany. Tsiahivina fa ireo mpilalao mandray anjara amin’ny fifaninanam-pirenena frantsay (Ligue 1) ihany no hany afaka mandray anjara amin’izany. Fifaninanana karakarain’ny France 24 […]

Muay Thai -Maître Gildas : “Mila manaraka ny fenitra iraisam-pirenena i Madagasikara”

Efa tafaverina eto an-tanindrazana ny Tale teknika nasionaly eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Muay Thaï, ny Maître Razanajatovo Gildas, rehefa niatrika fiofanana nandritra ny 45 andro tany Thailande. Nisy ny resadresaka natao taminy. Gazety taratra (+): Tafaverina eto an-tanindrazana ianao, inona ny nentinao avy any Thailande ho an’ny taranja Muay Thai […]

INDRAY MIJERY

Nanolotra fitaovam-pianarana sy entina midio ho an’ireo ankizy tsy ampy taona ao amin’ny fonja­ben’Antanimora sy Anjanamasina ny solontena avy amin’ny “Humanité et inclusion” amin’ny alalan’ny tetikasa Mafonja. Nahitana kahie, stylos, taratasy, pensilihazo, sns… kifafa, eau de Javel, vovon-tsa­vony, sns.. Ao anatin’ny C4C na fanabeazana amin’ny fiovam-pihetsika dia misy ireo lalao […]

Zokiolona: Mivoaka ny tetiandro fizarana fisotroan-dronono

Mivoaka ny tetiandro fa­kana ny fisotroan-dronono ho an’ireo zokiolona eto Anala­manga, amin’ity volana avrily ity, eny amin’ny tahirimbolam-panjakana. Ho an’ny eny anivon’ireo Perceptions principales (PP), Trésorerie principale (TP), Trésorerie principale inter-communale (TPIC), efa voarindra ireo laharana maka izany. Anjaran’ny laharana miafara amin’ny 0 – 1 – 2 no maka ny […]