Mois : avril 2025

«Youth Connekt Africa 2025»: Andrasana ny fanaovan-tsonia ofisialy

Nigadona afakomaly tolakandro, tetsy Ivato, ny delega­sionina avy any Kigali Rwanda, izay manomana ny fihaonamben’ny tanora afrikanina na ny «Youth Connekt Africa Summit 2025». Hatao eto Madagasikara, ny 26 hatramin’ny 30 novambra ho avy izao ny hetsika. Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Novotel ny fanaovan-tsonia ny […]

Paramedy mpiasam-panjakana : Manohitra marindrano ny fanakorontanana

Nitondra fanazavana ny mpitarika ny sendika reziona­lin’ny infirmier sy ny sage femme (Sism) ao anatin’ny faritra Analamanga, Rasolo­malala Herimampionona, ma­hakasika ny hetsika nataon’ olom-bitsy teo amin’ny HJRA. Manohitra marindrano ny fanakorontanana ny para­medy mpiasam-panjakana. Tokony hanaiky fandaminana fa tsy hanao fitakiana tsy ara-drariny. Tsy tombontsoan’ olom-bitsy fa tombontsoan’ny paramedy rehetra […]

Fondation Maarif de Turquie: Hampahafantatra ny tontolon’ny asa

Tanterahina mandritra ny telo andro, ny 2 ka hatramin’ny 4 avrily, eny amin’ny Ecoles internationales Maarif-Madagascar, Talatamaty, ny «Salon de l’orientation» andiany voalohany. Hetsika hampahafantarana sy hanomezana torolalana momba ny sehatrasa miandry ireo mpianatra aorian’ny fianarana ataony. Misokatra maimaimpoana ho an’ny rehetra ny hetsika izay hanasana ireo mpianatra avy amin’ny […]

Andron’ny zandarimaria : Nomarihina tamin’ny fanolorana medaly ho an’ny zandary sy sivily

Notontosaina omaly, tao amin’ny Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary, ny Andron’ny zandarimariam-pirenena eto Antananarivo. Nahitana hetsika mahakasika izany avokoa ny renivohi-paritany rehetra manerana ny Nosy. No­santarina tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana ny fotoana. Nisy fanolorana mariboninahi-pirenena sy medaly ho an’ny zandarimariam-pirenena sy ny sivily miara-miasa amin’izy ireo ary ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny fandriampahalemana. Tanjona ny […]

INDRAY MIJERY

4 taona ny nijoroan’ny SMA misahana ny fanadiovana an’Antananarivo amin’ny maha satana orinasa tsy miankina azy. Nomena mari-pankasitrahana ireo mpiasa 141 nahavita be tamin’ny asany. Ny 117 tamin’ ireo dia notolorana ny medaly volafotsy ary ny 24 nahazo alimo. Nofanina ireo mpitatitra amin’ny Cyclo-pousse ao an-tampon-tanànan’i Toamasina. Manodidina ny 300 […]