Nambaran’ny eo anivon’ny Ceni, omaly, fa efa manomboka miverina eny anivon’ny distrika ny lisi-pifidianana rehefa nosokafana tamin’ny olom-pirenena nandritra ny 20 andro. Natao izany mba hanamarinany na hitondrany fanitsiana ny mombamomba azy, araka ny nambaran’ny eo anivon’ny Ceni. Araka izany, efa miroso miandalana amin’ny fandrafetana sy fampidirana ny lisitra anaty […]
Mois : avril 2025
Fiaraha-miasa amin’i Frantsa : Nifanakalo traikefa ny samy parlemantera
Nifanakalo hevitra sy nifampizara ho fanamafisana ny fiaraha-miasa. Tafiditra amin’ny fihaonana an-tampon’ny COI koa ny fihaonana eo amin’ny samy parlemantera. Anisan’izany ny teny amin’ny Lapan’ny Antenimierampirenena eny Tsimbazaza, afakomaly. Nandray ireo delegasionin’ny parlemantera frantsay ireo depiote. Nitarika azy ireo ny solombavambahoaka misolo tena an’i Frantsay, monina any ivelan’i Frantsa, i […]
Randriamasinoro Riana: “Miandrandra fiovana amin’ny COI ny vahoaka”
Nitondra ny heviny, manoloana izao nandraisan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampon’ny COI izao ny sekretera jeneralin’ny Tim, Randriamasinoro Tahiry Ny Rina. Miandry sy miandrandra ny fiavian’ireo avy any ivelany ny vahoaka malagasy mba hanova kely ny tsy fandriampahalemana sy ny fahasahiranana amin’ny sakafo eto Madagasikara izay. Io raha fehezina ny fanehoan-kevitry […]
INDRAY MIJERY
Isaky ny alarobia, mijery lohahevitra vaovao momba ny tontolon’ny fahasalaman’ny saina ny Association Psy-kôzy Madagascar. Afaka manaraka ny pejy ao amin’ny facebook ireo liana amin’izany. Noresahina tamin’ ity herinandro ity ny “psychoéducation”: izay voambolana anaty fitsaboana. Raha adika amin’ny teny tsotra izany, fampahafantarana momba ny aretina mahazo. Anisan’ireo andry iankinan’ny […]
Fampianarana ambony: Hananganana oniversite filamatra
Firenena mampiasa ny teny frantsay manana mpianatra betsaka indrindra aty Afrika i Madagasikara. Ny teny frantsay no ampiasaina hampitana fahalalana ho an’ny ankizy manomboka amin’ny sekoly ambaratonga voalohany hatramin’ny fampianarana ambony eny anivon’ny oniversite eto Madagasikara. Voakasika ao avokoa ny sekoly miankina amin’ny fanjakana sy ireo miahy tena, hoy ny […]




