Hotanterahina anio sy rahampitso ny andro faha-11, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, « World Cola PFL », taranja baolina kitra. Hafana tanteraka ity andro farany ity, hiady ny tapakila hiakarana amin’ny dingana manaraka ireo ekipa sahirana nandritra ny andro folo efa vita izay. Araka ny fikarohana natao, ilay toerana fahavalo sisa no […]
Mois : avril 2025
Volley-Mada 2025 : Hiditra amin’ny famaranana, anio
Hiditra amin’ny lalao famaranana sahady ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy latsaky ny 14 taona sy 18 taona, lahy sy vavy. Fifaninanana hotanterahina etsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, anio sabotsy 19 avrily. Ho an’ny sokajy vehivavy, latsaky ny 18 taona, hifanandrina amin’ny famaranana ny GNVB sy ny MVBC, raha […]
Rugby U18 – « AROI 2025 » : Firenena efatra hiady izay ho lohany
Hanamarika ity faran’ny herinandro ity ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina (Aroi), amin’ny taranja rugby, sokajy zandriny (U18). Fifaninanana hatao eto Madagasikara, ka firenena efatra no hiady izay ho lohany amin’izany. Anisan’izany ny Makis. Hampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’ny fikambanamben’ny ranomasimbe Indianina (Aroi 2025), taranja rugby lalaovina olona […]
INDRAY MIJERY
Betsaka ireo fianakaviana hivoaka kely an’Antananarivo rehefa faran’ny herinandron’ny Paka toy izao. Mila mitandrina eny an-dalana ary atao tomombana tsara ny fiara mba tsy hitera-doza. Na ireo hitondra fiara na ireo hampiasa kodiaran-droa, mila mailo satria lahitokana ny aina. Lafo ny vidin’ny atody rehefa Paka. 800 Ar hatramin’ny 1 200 Ar […]
BNGRC: Nahazo fampitaovana avy amin’ny tetikasa Mionjo
Nahazo fampitaovana fiara tsy mataho-dalana iray sy moto 12 matanjaka avy amin’ny tetikasa Mionjo ny BNGRC, tamin’ity herinandro ity. Natolotra teny amin’ny foibe fitahirizana fitaovana eny Iavoloha izany. Manao sahanasa maromaro ny tetikasa ho an’ny faritra telo iasany: Anosy, Androy ary Atsimo Andrefana. Miompana amin’ny fambolena, fiompiana, fampidirana rano ary […]




