Le Coordonnateur résident du Système des Nations unies (SNU) à Madagascar, Anthony Ngororano, a effectué sa première visite de courtoisie auprès du Premier ministre Christian Ntsay avant-hier, accompagné de sa cheffe de bureau, Astrid Marschatz. Les échanges ont porté sur les mécanismes de soutien onusien à la Politique générale de […]
Mois : avril 2025
Visite d’Emmanuel Macron – Sommet de la COI: Andry Rajoelina ne permettra pas les troubles commandités
Lors d’une allocution à Mandroseza, le président, Andry Rajoelina, a haussé le ton face aux agissements de l’opposition de fomenter des troubles pendant la visite du président français Emmanuel Macron et le 5e Sommet des chefs d’Etat et de gouvernement de la Commission de l’océan Indien (COI). En vue du […]
Toamasina: Fianakaviana maro mivelona amin’ny fakana sary sy hosodoko
Asa mahavelona fianakaviana maro ao Toamasina ny asa fakana sary sy fanaovana sary hosodoko. Efa manomboka mivelatra amin’ny karazana fihariana hafa ihany koa izy ireo, ankehitriny. Arakaraka ny fiakarana na fivoaran’ny teknolojia ny antony mahatonga azy ireo manao izany, raha ny fanadihadiana natao. Anisan’ny mpisehatra amin’ny asa fakana sary sy […]
Tontolo iainana: Maro ny mpisehatra manodina fako
Natao omaly 17 sy anio 18 avrily, etsy amin’ny Carlton Anosy, ny hetsika miompana amin’ny «Fanodinana ny fako ho lasa vokatra hafa azo ampiasaina indray», andiany faharoa. Am-polony ny tranoheva mandray anjara, ahitana orinasa vaventy, antonony, hatramin’ny madinika indrindra sy vao misondrotra. Nisantatra ny fotoana ny minisitry ny Tontolo iainana […]
VAOVAO TAMBATRA
Tombanana any amin’ny 15,93% ny asa vita fanarenana ny lalampirenena RN18 (Vangaindrano-Befotaka). Anisan’izany ny eo amin’ny PK0 hatrany amin’ny PK136. Efa nahitana vokatra tsara ny fanamboarana ny ampahany tena ratsy (PK17+500). Namboarina ny lakandrano sy ny «dalot», ifehezana ny fikorinan’ny rano, indrindra ny PK5+500. Mamatsy vola ny asa ny fanjakana […]




