Mois : mai 2025

Ady lova: lehilahy namono nahafaty ny reniny

Maty voatifitry ny mpitandro filaminana, ny zoma 16 mey teo, ilay lehilahy namono nahafaty ny reniny tao Ma­haly, fokontany Anaviavy, kaominina Iamonta, distrikan’i Vondrozo.  Niketriketrika haka ny lova io lehilahy io. Ny reniny izay mbola velon’aina soa aman-tsara no novonoiny. Novelesiny teo amin’ny faritry ny lohany io reniny izay efa […]

Nosy varika – Raim-pianakaviana voasambotra: mitaky ny hamoahana azy ny mponina

Notanana natao andrimaso eo anivon’ny tobim-paritra Nosy Varika, amin’izao fotoana izao, ny lehilahy iray voalaza fa saika hampamono sefo fokontany tany amin’ny fokontanin’ Ambatoseza. Tonga nanatitra azy io tany amin’ny zandary any an-toerana ny miaramila telo lahy avy ao amin’ny 2ème Compagnie Vohimanoro, ny alarobia 14 mey, tamin’ny 04 ora […]

Responsabilité partagée

La circulation à An­tananarivo a fait une nouvelle victime dans la soirée de samedi. Cela s’est déroulé à Mandrimena (Andoha­rano­fotsy). Encore une fois, c’est un camion en panne et mal garé qui en est la cause. Il existe beaucoup de similitude avec ce qui s’est passé récemment à Tsarasaotra et […]