Teo amin’ny tontolon’ny zavakanto, namarika ny faran’ny herinandro teo, ny fisian’ilay fifaninanana «Afromada Music Awards». Mpanakanto maro no nandray anjara. Anisan’ny nahazo sy notolorana ny amboara «Artiste révélation de l’année» i Ceasar. Malagasy mpanakanto anisan’ny nanintona ny mpitia zavakanto ny fomba nanehoany ny sanganasany. Sokajy miisa 29 no nifaninanana, ka […]
Mois : mai 2025
Iray volana hanandratana ny teny malagasy: hisy ny atrikasa literera fanoratana tantara
Volana jona, fotoana hanamarihan’ny Fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Havàtsa-Upem. Ho an’ity taona 2025 ity, hisy ny atrikasa literera mitondra ny lohahevitra : «Ny fanoratana tantara fihaino» na ny «thèatre radiophonique». Isaky ny sabotsy, etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely, rihana voalohany no hanatontosana izany. Hitarika ny atrikasa sy hizara […]
« Miss & Mister malagasy » 2025: sakafo 1 000 isa nozaraina tamin’ny « Tohan’aina 2025 »
Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoan’i Kevina sy Yanisse, voafidy ho « Miss & Mister malagasy » 2025, amin’ izao fandalovan’izy ireo eto Madagasikara izao, ny hanao asa soa. Tontosa soa aman-tsara ny « Tohan’aina 2025 ». Ankoatra ny kolontsaina sy ny zavakanto, anisan’ny nahasarika an’i Kevina sy Yanisse, voafidy ho «Miss […]
Aleo aseho izay atao
Atao izay lazaina, lazaina izay atao. Izay no anisan’ny antoka amin’ny hoe fangaraharana amin’ny fitantanana, tan-dalàna, mandroso… Sarotra hajaina sy tanterahina izany, raha tsy mazava sy maoritra tsara izay aleha sy atao. Tsy mitsapatsapa izany, tsy miova hevitra tampoka eny am-pandehanana, mamita hatramin’ny farany izay fanamby hoe atao. To teny […]
Loholona Tsiebo Mahaleo: “Fankahalana no misy eto fa tsy fanoherana”
Fanenjehana sy fankahalana olona manokana no misy eto fa tsy fanoherana, raha ny fanehoan-kevitry ny loholona Tsiebo Mahaleo Richard Victor, manoloana ny fihetsiky ny mpanohitra tato ho ato izay. Manala baraka ny vahoaka nifidy azy ny olona nanao an’ireny teny momba ny filohan’ny Repoblika ireny. Mihevitra izy fa raha miteny […]




