Mois : mai 2025

Razanamahefa Désirée Marie Stella: “Zava-dehibe ny fanatanterahana fifidianana kaominaly izay tokony haverina”

Hatramin’izao, andrasana ny hamoahan’ny Filan­kevi-panjakana didy momba ny raharaham-pifidianana amina kaominina 12. Haverina sa tsia? Maneho ny fijeriny ny mpitondra tenin’ny Sam­pana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny de­mokrasia ifarimbonana (Safidy), Razanamahefa Désirée Marie Stella: “Zava-dehibe ny fanatanterahana fifidianana kaominaly izay tokony haverina”. Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny hamerenana ny […]

Taratry ny kanto

 « Zoma finaritra », sehatra misokatra ho an’ireo mpanao Slam, etsy amin’ny IKM Antsahavola. « Maty ve ny slam» ? Mba fanontaniana hapetraka ihany, ka samy mitondra ny valiny, izay efa fantatra mialoha, ireo ho avy amin’io fotoana ny zoma 16 mey io. Iarahana amin’ny Slam Poetry of Tanà ity fihaonana ity, izay efa […]

Ho fanentanana ny tanora: hanatontosa seho tokana eto i Tiakola

Mpanakanto afrikanina, mitondra avo ny mozika ankafizin’ny tanora maneran-tany i Tiakola. Sambany hisehatra eto Madagasikara izy, ny 11 jona ho avy izao, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Nampahafan­tatra ny andinindininy momba ny fandalovan’i Tiakola sy ny seho hotontosainy eto ny NasProd sy ny KP Event, izay mpikarakara, omaly, tetsy amin’ny […]

« Festival Riziky »: hitiliana ireo manan-talenta mila tosika

Maro ny manan-talenta, fa tsy manana fahafahana. Mitodika amin’izy ireo ny Live Prod sy ny Yas Madagascar, hanome sehatra hiakarany amin’ny ambony kokoa. Zara raha misy 10 isan-jato amin’ireo manan-talenta amin’ny mozika eto Madagasikara ireo malaza amin’izao fotoana izao. Noho ny fahatsapana fa misy mpanakanto tokony homena vintana hiakarany no […]