Mois : mai 2025

Juridiction du 2nd degré du Pac: plus de 98 milliards d’ariary confisqués

A l’issue de l’exécution des décisions de confiscation et de saisie pénales, des biens mobiliers et immobiliers, des comptes bancaires, des véhicules ou encore des pierres précieuses, prononcées par le siège de la Juridiction de 2nd degré du Pôle anti-corruption (Pac) à Antananarivo et Mahajanga, pour l’année 2024, le montant s’est élevé à 98.023.684.894,09 […]

TSELATRA

Vehivavy iray namoy ny ainy omaly, niharan’ny lozam-pifamoivoizana, teny Bemasoandro Itaosy. Tra-doza tampoka nodomin’ny fiara, ny alin’ny sabotsy 10 mey teo izy. Mitaky ny hampiharana ny lalàna ho an’ny nahavanon-doza ny fianakavian’ny maty. Nitsoaka ilay mpamilin’ilay fiara nandona saingy voasambotra ary nentina teny amin’ny zandarimaria. Angidimby nentina vazaha iray no […]

Fiara nivarina an-kady teny amin’ny RN4 : Mpianatra roa vavy namoy ny ainy, karohina ny mpamily

Namoizan’aina olona roa indray ny lozam-pifamoivoizana nitranga teny amin’ny RN4, teo amin’ny fokontany Mane­rinerina, kaominina Maha­tsinjo, distrikan’Ankazobe, omaly. Avy nanao dia fibeazana, nitodidoha hihazo ny renivohitra ireo mpianatra ireo sy ny mpanabe azy. “Avy amin’ny oniversite tsy miankina izy ireo. Manodidina ny 17 hatramin’ny 22 taona eo avokoa ny salan-taonan’ireo […]