Lavon’ny polisim-pirenena ny jiolahy raindahiny teny Anosizato Atsinanana, omaly maraina. Manoloana ny asa fanendahana miharo fandratrana olona eny amin’ny manodidina ataon’ireo jiolahy, nanao fisafoana tanaty elanelan-trano ny ekipan’ny Compagnie urbaine d’intervention (CUI) sy ny Unité d’intervention rapide (UIR). Nifanehatra tamin’ireo mpandroba avy nanao asa ratsy izy ireo. sarona teo am-pizarana […]
Mois : mai 2025
Fisiana entona hafahafa : Mpiasan’ny Apipa efatra maty tao anaty lakandrano, tetsy 67Ha
Maty sempotry ny entona mahafaty tao anaty lakandrano ambanin’ny tany, tetsy 67Ha, afakomaly tamin’ny 2 ora maraina, ny mpiasa efatra mirahalahy eo anivon’ny Apipa. Namoy ny ainy tao anaty lavaka izy ireo rehefa tsy nahazaka ilay entona. Nanadio lakandrano tetsy 67Ha ny dimy mirahalahy eo anivon’ny Apipa, ny asabotsy teo. […]
05 mey 2025
Antsahamanitra: Kiaka et Iraimbilanja, un duo du tonnerre
Décidément, Kiaka et Iraimbilanja ont fait une démonstration de force hier après-midi à Antsahamanitra lors de leur concert collectif « Mozik’iray ». Attendu de pied ferme par un public majoritairement habillé de noir, bien caractéristique du rock, Nini et sa bande ont inauguré la scène avec ses tubes, allant des […]
Dans le cosmos
Décès : L’artiste belge Paul Van Hoeydonck, auteur de la première œuvre d’art sur la lune, est mort. Il s’agissait de la première et, pendant des décennies, de l’unique œuvre d’art sur la Lune. Elle a été rejointe en février 2024 par 125 mini-sculptures de l’artiste américain Jeff Koons. Le […]




